
Ranomafana : Célébrez la Nouvelle Année avec Soa Betsy ! Aventure & Souvenirs
HO ANTSIKA ETO FIANARANTSOA SY NY MANODIDINA Andao hiaraka hifety ny taona vaovao isika Hiara-hiala voly amin'ny dian'ny Soa Betsy ho any Ranomafana! Izay ho tanterahina ny 25 janoary 2026 ho avy izao! Hiainga @ 7 ora sy sasany isika ny maraina ,ary Hiverina @ 5 ora ny hariva 32 000ar/personne ny Participation raha olon-dehibe ary 24 000ar/personne kosa raha ho an'ny ankizy latsaky ny 12 taona Tafiditra @ io participation io ny: Saran-dalana aller-retour Sakafo atoandro (vary sy laoka matsiro) Fidirana amin’ny piscine Sary iray manokana avy amin’ny photographe efa professionnel Hisongadina ihany koa: Animation sy kilalao iarahana @ Coach Lyh Tokana Hisy Tombola izay azahoana loka maro samy hafa Séance photo mahafinaritra (ho anao manokana sy iraisan'ny be sy ny maro) Misorata anarana dieny izao fa voafetra ny toerana an! Antsoy ny laharana 034 67 340 10 na midira @ hafatra miafina raha mila fanazavana fanampiny! #SoaBetsy_Voyages_et_Émotions "Chaque trajet devient un souvenir" HO ANTSIKA ETO FIANARANTSOA SY NY MANODIDINA Andao hiaraka hifety ny taona vaovao isika Hiara-hiala voly amin'ny dian'ny Soa Betsy ho any Ranomafana! Izay ho tanterahina ny 25 janoary 2026 ho avy izao! Hiainga @ 7 ora sy sasany isika ny maraina ,ary Hiverina @ 5 ora ny hariva 32 000ar/personne ny Participation raha olon-dehibe ary 24 000ar/personne kosa raha ho an'ny ankizy latsaky ny 12 taona Tafiditra @ io participation io ny: Saran-dalana aller-retour Sakafo atoandro (vary sy laoka matsiro) Fidirana amin’ny piscine Sary iray manokana avy amin’ny photographe efa professionnel Hisongadina ihany koa: Animation sy kilalao iarahana @ Coach Lyh Tokana Hisy Tombola izay azahoana loka maro samy hafa Séance photo mahafinaritra (ho anao manokana sy iraisan'ny be sy ny maro) Misorata anarana dieny izao fa voafetra ny toerana an! Antsoy ny laharana 034 67 340 10 na midira @ hafatra miafina raha mila fanazavana fanampiny! #SoaBetsy_Voyages_et_Émotions "Chaque trajet devient un souvenir" Soa Betsy Voyage et émotions Entrepreneuriat
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks



