Voyage à Guangzhou : Foire de Canton + Achat Direct | 13 Jours Inoubliables

Voyage à Guangzhou : Foire de Canton + Achat Direct | 13 Jours Inoubliables

Chine
Publié le: 2026-03-03
Publié par: Tian'Avo Sariaka

Voyage organisé Tàna - Chine Guangzhou 13 Avril au 25 Avril 2026 = 13 Jours Tarif= 11.958.000 ariary par personne 8 Personnes inscrites/ 2 places no sisa Dispo Marihina fa misy Foire de Canton amin'io date io, izany hoe 5 Jours any Guangzhou dia mandeha mamonjy an'io Foire io isannadro fa kosa misy 5 jours hafa andehanana mitety ireo fournisseur, ireo mpivarotra izay mety aminareo Afaka mividy ireo entana rehetra izay mety aminareo avy hatrany rehefa miaraka amin'ny Voyage organisé'nay ,izay ny antsoina hoe achat directe Tsy mila misahirana amin'ny fandefasana entana makaty Madagascar fa partenaire'ny Les 58 ème Visiteurs mihintsy ilay Cargo, mbola tsy nanana olana resaka envoie izahay mandritrin'ilay 6 Voyages Chine nataonay depuis Juin 2025 izay Rehefa tonga soa aman-tsara eto Antananarivo ny entanao ka itanao maso zay vao manao paiement ny frais sy ny Dédouanement an'izay entana tonga Voyage organisé Tàna - Chine Guangzhou 13 Avril au 25 Avril 2026 = 13 Jours Tarif= 11.958.000 ariary par personne 8 Personnes inscrites/ 2 places no sisa Dispo Marihina fa misy Foire de Canton amin'io date io, izany hoe 5 Jours any Guangzhou dia mandeha mamonjy an'io Foire io isannadro fa kosa misy 5 jours hafa andehanana mitety ireo fournisseur, ireo mpivarotra izay mety aminareo Afaka mividy ireo entana rehetra izay mety aminareo avy hatrany rehefa miaraka amin'ny Voyage organisé'nay ,izay ny antsoina hoe achat directe Tsy mila misahirana amin'ny fandefasana entana makaty Madagascar fa partenaire'ny Les 58 ème Visiteurs mihintsy ilay Cargo, mbola tsy nanana olana resaka envoie izahay mandritrin'ilay 6 Voyages Chine nataonay depuis Juin 2025 izay Rehefa tonga soa aman-tsara eto Antananarivo ny entanao ka itanao maso zay vao manao paiement ny frais sy ny Dédouanement an'izay entana tonga

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks