Isalo : Voyage Privatisé de Luxe | Aventure Inoubliable à Madagascar

Isalo : Voyage Privatisé de Luxe | Aventure Inoubliable à Madagascar

Toliara
Publié le: 2026-01-19
Publié par: Tian'Avo Sariaka

19 janvier Tongasoa any Isalo ny Voyage Privatisé andeha ho atsimon'ny Nosy Escale = Matory une nuitée ao amin'ny Hôtel Relais de la Reine 4 étoiles ireo izay misafidy ny Pack Luxe ato aminay, Misakafo hariva ao ary manao Petit-déjeuner ao ihany koa Zay dia efa anisan'ny mampiavaka ny Pack Luxe sy ny Pack Lite, fa ny toerana tsidihina, ny fiara andehanana samy Starex mitovy fona ihany Malalaka tsara ny safidy Prochain Voyage organisé Tàna Tuléar 6 Mars au 13 Mars 2026 = 8 Jours Tarif Lite= 1.590.000 ariary / personne Tarif Luxe= 2.090.000 ariary / personne Mp pour plus d'info Tongasoa any Isalo ny Voyage Privatisé andeha ho atsimon'ny Nosy Escale = Matory une nuitée ao amin'ny Hôtel Relais de la Reine 4 étoiles ireo izay misafidy ny Pack Luxe ato aminay, Misakafo hariva ao ary manao Petit-déjeuner ao ihany koa Zay dia efa anisan'ny mampiavaka ny Pack Luxe sy ny Pack Lite, fa ny toerana tsidihina, ny fiara andehanana samy Starex mitovy fona ihany Malalaka tsara ny safidy Prochain Voyage organisé Tàna Tuléar 6 Mars au 13 Mars 2026 = 8 Jours Tarif Lite= 1.590.000 ariary / personne Tarif Luxe= 2.090.000 ariary / personne Mp pour plus d'info

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks