Mahajanga 2026 : Voyage d'Étude Inoubliable avec Mafana Tour

Mahajanga 2026 : Voyage d'Étude Inoubliable avec Mafana Tour

Publié le: 2026-02-09
Publié par: Mafana Tour
+261348678375

VOYAGES D'ETUDE MAHAJANGA 2026 Efa manomana ny fitsidihana aty Mahajanga avokoa ireo Oniveristea sy Sekoly lehibe eto Madagasikara amin'izao. Vao hoe fandraisana olona maro an'isa mandritran'ny andro maromaro dia tonga ao an-tsain'ny olona avy hatrany Mafana Tour. Izahay dia avanana indrindra amin'ny fikarakarana "Voyages d'études" aty Mahajanga efa ho 4 taona. Porofon'izany dia efa nahavoaray famandrihana maromaro izahay hoan'ny volana: Martsa, Avril, Juin. Hinoanay hatrany fa hisy sekoly vaovao indray hiaraka aminay amin'ity taona ity hameno ny lisitr'ireo efa nandalo : ISPM (Antsobolo) , UAZ (Antsirabe) , UPRIM (Tamatave), UPRIM (Antananarivo), ACBS (Antananrivo), INE (Antananarivo)... Aza tara ary hoan'ireo sekoly sy fikambanana mitady "Receptif" matihanina handray anareo fa misokatra hatrany ny fisoratana anarana. Contact: 034 86 783 75 VOYAGES D'ETUDE MAHAJANGA 2026 Efa manomana ny fitsidihana aty Mahajanga avokoa ireo Oniveristea sy Sekoly lehibe eto Madagasikara amin'izao. Vao hoe fandraisana olona maro an'isa mandritran'ny andro maromaro dia tonga ao an-tsain'ny olona avy hatrany Mafana Tour. Izahay dia avanana indrindra amin'ny fikarakarana "Voyages d'études" aty Mahajanga efa ho 4 taona. Porofon'izany dia efa nahavoaray famandrihana maromaro izahay hoan'ny volana: Martsa, Avril, Juin. Hinoanay hatrany fa hisy sekoly vaovao indray hiaraka aminay amin'ity taona ity hameno ny lisitr'ireo efa nandalo : ISPM (Antsobolo) , UAZ (Antsirabe) , UPRIM (Tamatave), UPRIM (Antananarivo), ACBS (Antananrivo), INE (Antananarivo)... Aza tara ary hoan'ireo sekoly sy fikambanana mitady "Receptif" matihanina handray anareo fa misokatra hatrany ny fisoratana anarana. Contact: 034 86 783 75

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks