
Excursion à Imerintsiatosika : Aventure Inoubliable le 8 Février 2026!
AVY ETY IMERINTSIATOSIKA SY NY MANODIDINA VE IANAO ? Manomboka izao dia TSY MISAHIRANA INTSONY IANAREO AVY ety satria EFA ho maro hatrany ny tolotra momba excursions & karazana voyage organisé homaninay hoanareo rehetra an ( Ao ny voyage en groupe, association, église,école sns izay maro bé tsy ho voatanisa !) Fa amin' ity indray mande ity aloha !Ho fanombohan-tsika no Sady solon'ny fifampiarabana tratry ny taona 2026 dia ande ho tanterahan-tsika any MANDRAKA IMAINTSOANALA ( toy ny EFA mahazatra moa izy ity fa zany hoe hiavaka Kely @ ity taona 2026 ity..) Amin' ny alahady 08 février 2026 Zareo a!Maro bé ny Zavatra EFA tafiditra ao toy ny: TRANSPORT IMERINTSIATOSIKA -IMAINTSOANALA (ALLER -RETOUR). FITSIDIHINA (LÉMURIENS,PLANTE MÉDICINALE,CASCADE). VIGNETTE TOURISTIQUE REHETRA ANY EFA MISY GOÛTÉ KOA ANIE FANAMPINY FOTSINY NY (Shooting gratuit, jeux de l' équipe, moment convivial sns....). ASSURANCE DE VOYAGE Raha toa ka MBA mahaliana anao ,mino izahay fa tinareo ny tontolo zava boary eto Madagascar e.. Andeha tsy hisalasala ifampiresaka @ hafatra miafina na mifandray @ ny laharana 0336017174/0339069598. Moa raha Tonga dia hoe izahay hoavy anao réservation dia eo amin'ny BUREAU ENCEINTE CANAL+ IANALA IMERINTSIATOSIKA anay . Momba ny Départ & arrivé (EO @ FIHAONANA IMERINTSIATOSIKA AMIN' NY 05H 45 MIN . Tsegasikara travel Madagascar MISAOTRA NY ADMIN AN I GROUPE IMERINTSIATOSIKA MANDRAY HATRANY NY PUBLICATION AVY ETY IMERINTSIATOSIKA SY NY MANODIDINA VE IANAO ? Manomboka izao dia TSY MISAHIRANA INTSONY IANAREO AVY ety satria EFA ho maro hatrany ny tolotra momba excursions & karazana voyage organisé homaninay hoanareo rehetra an ( Ao ny voyage en groupe, association, église,école sns izay maro bé tsy ho voatanisa !) Fa amin' ity indray mande ity aloha !Ho fanombohan-tsika no Sady solon'ny fifampiarabana tratry ny taona 2026 dia ande ho tanterahan-tsika any MANDRAKA IMAINTSOANALA ( toy ny EFA mahazatra moa izy ity fa zany hoe hiavaka Kely @ ity taona 2026 ity..) Amin' ny alahady 08 février 2026 Zareo a!Maro bé ny Zavatra EFA tafiditra ao toy ny: TRANSPORT IMERINTSIATOSIKA -IMAINTSOANALA (ALLER -RETOUR). FITSIDIHINA (LÉMURIENS,PLANTE MÉDICINALE,CASCADE). VIGNETTE TOURISTIQUE REHETRA ANY EFA MISY GOÛTÉ KOA ANIE FANAMPINY FOTSINY NY (Shooting gratuit, jeux de l' équipe, moment convivial sns....). ASSURANCE DE VOYAGE Raha toa ka MBA mahaliana anao ,mino izahay fa tinareo ny tontolo zava boary eto Madagascar e.. Andeha tsy hisalasala ifampiresaka @ hafatra miafina na mifandray @ ny laharana 0336017174/0339069598. Moa raha Tonga dia hoe izahay hoavy anao réservation dia eo amin'ny BUREAU ENCEINTE CANAL+ IANALA IMERINTSIATOSIKA anay . Momba ny Départ & arrivé (EO @ FIHAONANA IMERINTSIATOSIKA AMIN' NY 05H 45 MIN . Tsegasikara travel Madagascar MISAOTRA NY ADMIN AN I GROUPE IMERINTSIATOSIKA MANDRAY HATRANY NY PUBLICATION
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks




