Kaiza daoly e

Kaiza daoly e

Publié le: 2026-02-19
+26134464786

Kaiza daoly e Raikitra indray ny randonnée #VTT ary, ka dia any #ANKADINANDRIANA no alehantsika amin'ny Alahady 22 Fevrier 2026 izao. Départ 7h30 maraina tsy diso, eo amin'ny Rond Point Domaine BY PASS Alasora. Vérifieo tsara foana ny beka, aza adino ny fitaovana mety ilaina (chambre à air, pompe,.. ). Indrindra ny rano sy sakafo izay sahaza anao Tsy manavaka bisikleta fa hanasana antsika mpankafy rehetra ho avy Raha mila fanampi-panazavana dia afaka miditra mp amin'ny pejy, na miantso 034 46 478 67 #tbeka #randonnée #Natiora #Ankadinandriana Kaiza daoly e Raikitra indray ny randonnée #VTT ary, ka dia any #ANKADINANDRIANA no alehantsika amin'ny Alahady 22 Fevrier 2026 izao. Départ 7h30 maraina tsy diso, eo amin'ny Rond Point Domaine BY PASS Alasora. Vérifieo tsara foana ny beka, aza adino ny fitaovana mety ilaina (chambre à air, pompe,.. ). Indrindra ny rano sy sakafo izay sahaza anao Tsy manavaka bisikleta fa hanasana antsika mpankafy rehetra ho avy Raha mila fanampi-panazavana dia afaka miditra mp amin'ny pejy, na miantso 034 46 478 67 #tbeka #randonnée #Natiora #Ankadinandriana

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks