Sainte Marie : Évasion Inoubliable | 8 Jours de Détente et Aventure !

Sainte Marie : Évasion Inoubliable | 8 Jours de Détente et Aventure !

Sainte Marie
Publié le: 2026-01-23
+261344657756

Promotion MORA BE Sainte Marie ! Iza daholo ilay mbola tsy nandeha Sainte Marie ? Efa tours-nareo zao, soraty eo amin'ny commentaires SAINTE MARIE fa ho lasa any ianareo, arao finoana ! Sady natao MORA BE ato fa tanjona mba ahita ireo toerana tsara maro ny Malagasy, prix TSY MISY SAHY MANAO IRETO raha qualitény, araraoty ! Tena tsy misy! vacances à SAINTE MARIE 8 nuitées ka ny 5 nuitées amin'io no ao Sainte Marie 690.000ar ( Raha ao amin'ny villa) 820.000ar ( Raha ao amin'ny Amora na Freddy) 999.000ar ( Raha l'héritage eto amin'ny sary) ity tolotra 1500000ar mahery ireo no makato koa mahaiza manararaotra ! Prix Malagasy ireo, AFAKA ALOA TSIKELIKELY DIENY izao! Ireto daholo efa ao anatiny : Transport aller-retour Tana crafter Transport maritime ( ilay tsara e, El condor ou blue marine) efa misy sachet zaraina ao Hébergement nuitée Tamatave Hébergements 5 nuitées à Sainte Marie Repas 4 jours à Sainte Marie (), Activités : Axe Nord cascades les 3 piscines naturelles Port Loukintsy Bonus Samaria Axe Est Baie d'ampanihy Balade en pirogue ( forêt de mangrove) plage baie d'Ampanihy axe Sud Îles aux nattes ( misy zanaka île eny) tours îles aux nattes maison blanche Bonus Libertalia Tombony mandeha sainte Marie hoe en ville no mipetraka, 1ère Eglise catholique à Madagascar Ireo toerana tsara atoronay daholo, Ireo rehetra ireo no ao anatiny prix MORA BE ato, ireto ihany ny daty fa enjeho: 22 - 30 Août 30 Août - 6 septembre 26 - 4 octobre 17 - 25 Octobre 24 - 1 Novembre 31 - 8 Novembre 5 - 13 Décembre 21 - 29 Décembre Raha mahafeno 10 miakatra ianareo dia mp fa mety afaka misafidy daty raha disponible ato sy daty tokony andehanana. mp na 034 46 577 56 Alefaso daholo sary izay efa nandeha Sainte Marie rehetra na tsy tato aza ooo Promotion MORA BE Sainte Marie ! Iza daholo ilay mbola tsy nandeha Sainte Marie ? Efa tours-nareo zao, soraty eo amin'ny commentaires SAINTE MARIE fa ho lasa any ianareo, arao finoana ! Sady natao MORA BE ato fa tanjona mba ahita ireo toerana tsara maro ny Malagasy, prix TSY MISY SAHY MANAO IRETO raha qualitény, araraoty ! Tena tsy misy! vacances à SAINTE MARIE 8 nuitées ka ny 5 nuitées amin'io no ao Sainte Marie 690.000ar ( Raha ao amin'ny villa) 820.000ar ( Raha ao amin'ny Amora na Freddy) 999.000ar ( Raha l'héritage eto amin'ny sary) ity tolotra 1500000ar mahery ireo no makato koa mahaiza manararaotra ! Prix Malagasy ireo, AFAKA ALOA TSIKELIKELY DIENY izao! Ireto daholo efa ao anatiny : Transport aller-retour Tana crafter Transport maritime ( ilay tsara e, El condor ou blue marine) efa misy sachet zaraina ao Hébergement nuitée Tamatave Hébergements 5 nuitées à Sainte Marie Repas 4 jours à Sainte Marie (), Activités : Axe Nord cascades les 3 piscines naturelles Port Loukintsy Bonus Samaria Axe Est Baie d'ampanihy Balade en pirogue ( forêt de mangrove) plage baie d'Ampanihy axe Sud Îles aux nattes ( misy zanaka île eny) tours îles aux nattes maison blanche Bonus Libertalia Tombony mandeha sainte Marie hoe en ville no mipetraka, 1ère Eglise catholique à Madagascar Ireo toerana tsara atoronay daholo, Ireo rehetra ireo no ao anatiny prix MORA BE ato, ireto ihany ny daty fa enjeho: 22 - 30 Août 30 Août - 6 septembre 26 - 4 octobre 17 - 25 Octobre 24 - 1 Novembre 31 - 8 Novembre 5 - 13 Décembre 21 - 29 Décembre Raha mahafeno 10 miakatra ianareo dia mp fa mety afaka misafidy daty raha disponible ato sy daty tokony andehanana. mp na 034 46 577 56 Alefaso daholo sary izay efa nandeha Sainte Marie rehetra na tsy tato aza ooo

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks