
Explor'île Mitady fialan-tsasatra hafa Kely Ve ianao? Explor'île dia manasa anao hiaina traikefa tsy hay hadinoina mandritra ny 10 andro be zao. Fanampiny fotsiny ny fahaizana tantara sy kolontsaina raha hiaraka aminay ianao.Ho aiza? Hijery ny hakanton’ny faritra atsimon’i Madagasikara ohatra ny vazaha e! . Voyage miavaka sy mahafa-po tanteraka nefa mora kokoa Rahoviana?Ny 3 Avril - 12 Avril 2026 (vacances de Pâques)Fiaingàna: FaravohitraFiverenana: FaravohitraInona ary no hita? Toerana sy foko maro manaraka ny RN7 Tendrombohitr’Ankaratra, Andringitra atao tazan-davitra Papier antemoro d’Ambalavao Fiakaran’Ikalamainty Plateau d’Ihorombe La “Reine” et la “Fenêtre” d’Isalo amin’ny masoandro mody Valan-javaboarin’Isalo Toliara sy ny tantarany Tropique du Capricorne Grotte de Sarodrano Anatsoño na Saint Augustin sy ny ranomasiny “Balade en pirogue “ ho any @ dobon’Andoharano Flamants Roses Ala honko(mangroves) Mangily sy ny ranomasina ary ny feux de camp. Ao amin'ny princesse du Lagon no mipetraka (misy piscine) Madiorano sy ny ranomasina Dubai kely any AndaboySy ny sisa tsy voatanisa…Ohatrinona?840 000 Ar / persInona avy no ao anatiny? Trano mandritra ny 10 andro: manaja ny zo fototra maha-olona fa afaka matory amin'ny tranolay ianao raha izay no tinao. Sakafo malagasy andrahoina amin'ny afo kitay mandritra ny 6 jours Fiara azo antoka sy mpamily efa za-draharaha amin'ny fizahan-tany. Fitsidihana rehetra Assurance - voyageAzo aloa araka izay mahamety anao ny fandraisana anjara: 50% hatramin'ny 15 mars ary 50% mialoha ny dia . NB: Tsy ao anatiny ny sakafo eny an-dalana Antananarivo - RanohiraToliara - Antananarivo Raha mahaliana anao dia mandefasa hafatra miafina.Toerana vohafetra. Réservation: antsoy ny 034 17 761 69 Mitady fialan-tsasatra hafa Kely Ve ianao? Explor'île dia manasa anao hiaina traikefa tsy hay hadinoina mandritra ny 10 andro be zao. Fanampiny fotsiny ny fahaizana tantara sy kolontsaina raha hiaraka aminay ianao. Ho aiza? Hijery ny hakanton’ny faritra atsimon’i Madagasikara ohatra ny vazaha e! . Voyage miavaka sy mahafa-po tanteraka nefa mora kokoa Rahoviana? Ny 3 Avril - 12 Avril 2026 (vacances de Pâques) Fiaingàna: Faravohitra Fiverenana: Faravohitra Inona ary no hita? Toerana sy foko maro manaraka ny RN7 Tendrombohitr’Ankaratra, Andringitra atao tazan-davitra Papier antemoro d’Ambalavao Fiakaran’Ikalamainty Plateau d’Ihorombe La “Reine” et la “Fenêtre” d’Isalo amin’ny masoandro mody Valan-javaboarin’Isalo Toliara sy ny tantarany Tropique du Capricorne Grotte de Sarodrano Anatsoño na Saint Augustin sy ny ranomasiny “Balade en pirogue “ ho any @ dobon’Andoharano Flamants Roses Ala honko(mangroves) Mangily sy ny ranomasina ary ny feux de camp. Ao amin'ny princesse du Lagon no mipetraka (misy piscine) Madiorano sy ny ranomasina Dubai kely any Andaboy Sy ny sisa tsy voatanisa… Ohatrinona? 840 000 Ar / pers Inona avy no ao anatiny? Trano mandritra ny 10 andro: manaja ny zo fototra maha-olona fa afaka matory amin'ny tranolay ianao raha izay no tinao. Sakafo malagasy andrahoina amin'ny afo kitay mandritra ny 6 jours Fiara azo antoka sy mpamily efa za-draharaha amin'ny fizahan-tany. Fitsidihana rehetra Assurance - voyage Azo aloa araka izay mahamety anao ny fandraisana anjara: 50% hatramin'ny 15 mars ary 50% mialoha ny dia . NB: Tsy ao anatiny ny sakafo eny an-dalana Antananarivo - Ranohira Toliara - Antananarivo Raha mahaliana anao dia mandefasa hafatra miafina.Toerana vohafetra. Réservation: antsoy ny 034 17 761 69
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks


