Explor'île : Aventure Inoubliable dans le Sud de Madagascar | 10 Jours de Découverte

Explor'île : Aventure Inoubliable dans le Sud de Madagascar | 10 Jours de Découverte

Publié le: 2026-02-17
+261389819198
+261347682273
+261345028490

Explor'île Mitady fialan-tsasatra hafa Kely Ve ianao?‎ Explor'île dia manasa anao hiaina traikefa tsy hay hadinoina mandritra ny 10 andro be zao. Fanampiny fotsiny ny fahaizana tantara sy kolontsaina raha hiaraka aminay ianao.‎‎Ho aiza? Hijery ny hakanton’ny faritra atsimon’i Madagasikara ohatra ny vazaha e! . Voyage miavaka sy mahafa-po tanteraka nefa mora kokoa ‎‎Rahoviana?‎Ny 3 Avril - 12 Avril 2026 (vacances de Pâques)‎Fiaingàna: Faravohitra‎Fiverenana: Faravohitra‎Inona ary no hita?‎ Toerana sy foko maro manaraka ny RN7‎ Tendrombohitr’Ankaratra, Andringitra atao tazan-davitra‎ Papier antemoro d’Ambalavao‎ Fiakaran’Ikalamainty‎ Plateau d’Ihorombe‎ La “Reine” et la “Fenêtre” d’Isalo amin’ny masoandro mody ‎ Valan-javaboarin’Isalo‎ Toliara sy ny tantarany‎ Tropique du Capricorne‎ Grotte de Sarodrano‎ Anatsoño na Saint Augustin sy ny ranomasiny‎ “Balade en pirogue “ ho any @ dobon’Andoharano ‎ Flamants Roses ‎ Ala honko(mangroves)‎ Mangily sy ny ranomasina ary ny feux de camp. Ao amin'ny princesse du Lagon no mipetraka (misy piscine) ‎ Madiorano sy ny ranomasina‎ Dubai kely any Andaboy‎Sy ny sisa tsy voatanisa…‎‎Ohatrinona?‎840 000 Ar / pers‎‎Inona avy no ao anatiny?‎ Trano mandritra ny 10 andro: manaja ny zo fototra maha-olona fa afaka matory amin'ny tranolay ianao raha izay no tinao.‎ Sakafo malagasy andrahoina amin'ny afo kitay mandritra ny 6 jours ‎ Fiara azo antoka sy mpamily efa za-draharaha amin'ny fizahan-tany.‎ Fitsidihana rehetra ‎ Assurance - voyage‎Azo aloa araka izay mahamety anao ny fandraisana anjara: 50% hatramin'ny 15 mars ary 50% mialoha ny dia . ‎‎NB: Tsy ao anatiny ny sakafo eny an-dalana ‎Antananarivo - Ranohira‎Toliara - Antananarivo ‎‎Raha mahaliana anao dia mandefasa hafatra miafina.Toerana vohafetra. ‎‎ Réservation: antsoy ny 034 17 761 69 Mitady fialan-tsasatra hafa Kely Ve ianao? ‎ Explor'île dia manasa anao hiaina traikefa tsy hay hadinoina mandritra ny 10 andro be zao. Fanampiny fotsiny ny fahaizana tantara sy kolontsaina raha hiaraka aminay ianao. ‎Ho aiza? Hijery ny hakanton’ny faritra atsimon’i Madagasikara ohatra ny vazaha e! . Voyage miavaka sy mahafa-po tanteraka nefa mora kokoa ‎Rahoviana? ‎Ny 3 Avril - 12 Avril 2026 (vacances de Pâques) ‎Fiaingàna: Faravohitra ‎Fiverenana: Faravohitra ‎Inona ary no hita? ‎ Toerana sy foko maro manaraka ny RN7 ‎ Tendrombohitr’Ankaratra, Andringitra atao tazan-davitra ‎ Papier antemoro d’Ambalavao ‎ Fiakaran’Ikalamainty ‎ Plateau d’Ihorombe ‎ La “Reine” et la “Fenêtre” d’Isalo amin’ny masoandro mody ‎ Valan-javaboarin’Isalo ‎ Toliara sy ny tantarany ‎ Tropique du Capricorne ‎ Grotte de Sarodrano ‎ Anatsoño na Saint Augustin sy ny ranomasiny ‎ “Balade en pirogue “ ho any @ dobon’Andoharano ‎ Flamants Roses ‎ Ala honko(mangroves) ‎ Mangily sy ny ranomasina ary ny feux de camp. Ao amin'ny princesse du Lagon no mipetraka (misy piscine) ‎ Madiorano sy ny ranomasina ‎ Dubai kely any Andaboy ‎Sy ny sisa tsy voatanisa… ‎Ohatrinona? ‎840 000 Ar / pers ‎Inona avy no ao anatiny? ‎ Trano mandritra ny 10 andro: manaja ny zo fototra maha-olona fa afaka matory amin'ny tranolay ianao raha izay no tinao. ‎ Sakafo malagasy andrahoina amin'ny afo kitay mandritra ny 6 jours ‎ Fiara azo antoka sy mpamily efa za-draharaha amin'ny fizahan-tany. ‎ Fitsidihana rehetra ‎ Assurance - voyage ‎Azo aloa araka izay mahamety anao ny fandraisana anjara: 50% hatramin'ny 15 mars ary 50% mialoha ny dia . ‎NB: Tsy ao anatiny ny sakafo eny an-dalana ‎Antananarivo - Ranohira ‎Toliara - Antananarivo ‎Raha mahaliana anao dia mandefasa hafatra miafina.Toerana vohafetra. ‎ Réservation: antsoy ny 034 17 761 69

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks