
Makay : Aventure Unique dans un Paradis Caché | Réservez Maintenant !
Fantatrao ve ity toerana ity? Raha mbola tsy hainao dia vakio hatramin'ny farany ary... Toerana izay hita any amin'ny faritra lavitra any atsimo, toerana toa tsy eto an-tany fa toy ny any amin'ny planeta hafa mihitsy. Alao sary an-tsaina hoe mandeha ianao, ao anaty canyon mijoalajoala miloko mena midorehitra, mandeha tongotra ao anaty rano madio mangarahara, ary mihaino ny feon'ny natiora madio tanteraka. Tsy misy réseau, tsy misy stress, tsy misy tabataba... fahanginana sy hatsarana kanto fotsiny no manodidina anao. Paradisa miafina mbola vitsy ny nahita azy, nefa harem-pirenena. **Ie, ilay noeritreretinao mihitsy... MAKAY ! Mety tsy hiverina intsony ity fotoana ity. Toerana IRAY (1) sisa no dispo amin'ilay expedition manokana karakarainay ny 30 Janvier au 05 Février 2026 miaraka amin'i Makay Guide Francis . Raha vonona hiaina aventure tsy hay hadinoina sy hiaraka aminay ianao dia andao! #Makay #DreamTrip #adventure Fantatrao ve ity toerana ity? Raha mbola tsy hainao dia vakio hatramin'ny farany ary... Toerana izay hita any amin'ny faritra lavitra any atsimo, toerana toa tsy eto an-tany fa toy ny any amin'ny planeta hafa mihitsy. Alao sary an-tsaina hoe mandeha ianao, ao anaty canyon mijoalajoala miloko mena midorehitra, mandeha tongotra ao anaty rano madio mangarahara, ary mihaino ny feon'ny natiora madio tanteraka. Tsy misy réseau, tsy misy stress, tsy misy tabataba... fahanginana sy hatsarana kanto fotsiny no manodidina anao. Paradisa miafina mbola vitsy ny nahita azy, nefa harem-pirenena. **Ie, ilay noeritreretinao mihitsy... MAKAY ! Mety tsy hiverina intsony ity fotoana ity. Toerana IRAY (1) sisa no dispo amin'ilay expedition manokana karakarainay ny 30 Janvier au 05 Février 2026 miaraka amin'i Makay Guide Francis . Raha vonona hiaina aventure tsy hay hadinoina sy hiaraka aminay ianao dia andao! #Makay #DreamTrip #adventure
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks


