
Tsingy de Bemaraha : Aventure 4x4 & Paysages Spectaculaires à Madagascar
Sary manjakely Jereo anie ny hakanton’i Madagasikarantsika e Miala eo @ 250km any avaratr’i Morondava- lalana secondaire sy mamasika avokoa + miampita Bac 02 (Fleuve Belon’i Tsiribihina + Fleuve Manambolo Bekopaka). Ora 10 eo eo no ahavitana ny lalana…. Ary tsy maintsy 4x4 aloha hatreto no tonga any Raha miala eo Bekopaka indray ho any @ Park Tsingy de Bemaraha misy 17km (ora 01) ary tsy maintsy 4x4 ihany Ny visite circuit Grand Tsingy indray nanaovanay azy teo @ adin’ny 3 teo eo! Dia te hiteny aho hoe : Misy @ tsika Maniry ka maniry hitsidika ny any andafirika sns… fa mba Ataovy anaty faniriana ihany koa ny mitsidika ny kanto misy eto Madagasikara fa tena tsara loatra Eau Vive Malagasy impossible ny hisaraka amiko fa trop be ilay hafanana Photo : Onja M Sary manjakely Jereo anie ny hakanton’i Madagasikarantsika e Miala eo @ 250km any avaratr’i Morondava- lalana secondaire sy mamasika avokoa + miampita Bac 02 (Fleuve Belon’i Tsiribihina + Fleuve Manambolo Bekopaka). Ora 10 eo eo no ahavitana ny lalana…. Ary tsy maintsy 4x4 aloha hatreto no tonga any Raha miala eo Bekopaka indray ho any @ Park Tsingy de Bemaraha misy 17km (ora 01) ary tsy maintsy 4x4 ihany Ny visite circuit Grand Tsingy indray nanaovanay azy teo @ adin’ny 3 teo eo! Dia te hiteny aho hoe : Misy @ tsika Maniry ka maniry hitsidika ny any andafirika sns… fa mba Ataovy anaty faniriana ihany koa ny mitsidika ny kanto misy eto Madagasikara fa tena tsara loatra Eau Vive Malagasy impossible ny hisaraka amiko fa trop be ilay hafanana Photo : Onja M
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks




