
Andasibe : Aventure Éco-Responsable & Découverte Nature | Réservez Maintenant!
Album Andasibe - Mantadia - Moramanga 06/02/2026 07/02/2026 MANTADIA – ANDASIBE – MORAMANGA Nandray anjara ary nifarimbona tamin’ny fanamboarana lalana tao Mantadia–Andasibe izahay mpianatra sy tanora avy aty amin’ny faritany Antananarivo. • Endrika iray hanomezana lanja ny fiarahamonina sy ny fiarahamientana. • Manodidina ny 17 km eo ho eo ny lalana izay niarahana nanatanteraka. Teo ihany koa ny fitsidihana ny Parc Village Ois Voimma Agas. Mankasitraka indrindra an-dRamatoa Minisitra Lily Rafaralahy - Ministère du Tourisme et de l'Artisanat - Madagascar “Tsy misy manana ny ampy, fa sambatra izay mifanampy.” Tafitasoa amin'ny fianarana aby namako isany. Hatsaraina ny fikarakarana amin'ny manaraka fa somary nahitana lesoka, tsy atao mahakivy fa fombanjavatra daholo izany 06/02/2026 07/02/2026 MANTADIA – ANDASIBE – MORAMANGA Nandray anjara ary nifarimbona tamin’ny fanamboarana lalana tao Mantadia–Andasibe izahay mpianatra sy tanora avy aty amin’ny faritany Antananarivo. • Endrika iray hanomezana lanja ny fiarahamonina sy ny fiarahamientana. • Manodidina ny 17 km eo ho eo ny lalana izay niarahana nanatanteraka. Teo ihany koa ny fitsidihana ny Parc Village Ois Voimma Agas. Mankasitraka indrindra an-dRamatoa Minisitra Lily Rafaralahy - Ministère du Tourisme et de l'Artisanat - Madagascar “Tsy misy manana ny ampy, fa sambatra izay mifanampy.” Tafitasoa amin'ny fianarana aby namako isany. Hatsaraina ny fikarakarana amin'ny manaraka fa somary nahitana lesoka, tsy atao mahakivy fa fombanjavatra daholo izany
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks





