Week-end Inoubliable à Andasibe : Nature, Aventure & Détente | 1-2 Nov 2025
Publié le: 2025-11-01
Publié par: GMT+3 Great Madagascar Tours & Travel
+261340828700
+261383842412
𝗪𝗲𝗲𝗸𝗲𝗻𝗱 𝗮̀ 𝗔𝗻𝗱𝗮𝘀𝗶𝗯𝗲 du 01 au 02 Novembre 2025. Ny andronay anio 01/11/2025: tao Andasibe lemurs LODGE sy Andasibe Mantadia National Park. Ireto daholo no nataonay.
- Nisakafo atoandro tao @ Andasibe Lemurs Lodge
- Nilalao ary nanao piscine
- Nanao visite Nocturne (nijery biby sy zavamaniry tsy fahita firy)
- Nanao feux de camp, miaraka @ BBQ sy ranom-boankazo.
- Nisakafo hariva tao amin’ny Lodge, namarana ny andro tamin’ny tsiky sy hafaliana Sary vitsivitsy indray hanehoana an'izany dia ankafizo ary tompoko. Ireto ny daty manaraka, tandremo sao tara a. DU 24 AU 25 DECEMBRE 2025 DU 31 DECEMBRE 2025 AU 01 JANVIER 2026 Araho akaiky ny pejy dia fandrio dieny izao ny toeranao ho an'ny voyage manaraka. Misaotra tompoko #voyageandasibe #voyagemadagascar #greatmadagascartours #DMCtouroperatorinmadagascar #bestlocaltouroperatorinmadagascar 𝐆𝐌𝐓+𝟑 (𝐆𝐑𝐄𝐀𝐓 𝐌𝐀𝐃𝐀𝐆𝐀𝐒𝐂𝐀𝐑 𝐓𝐎𝐔𝐑𝐒)
- TRAVEL WITH THE EXPERT * 𝐇𝐨𝐭𝐥𝐢𝐧𝐞 & 𝗜𝗻𝗳𝗼𝗹𝗶𝗻𝗲 𝟐𝟒/𝟕 𝐞𝐭 𝐖𝐡𝐚𝐭𝐬𝐀𝐩𝐩: 𝟎𝟑𝟒 𝟎𝟖 𝟐𝟖𝟕 𝟎𝟎 Siège: LOT II C 18, AMPANDRANA OUEST, ANTANANARIVO IMMEUBLE EVERGREEN HOTEL et en face de la pharmacie d'Ampandrana et Extra Pizza 𝗪𝗲𝗲𝗸𝗲𝗻𝗱 𝗮̀ 𝗔𝗻𝗱𝗮𝘀𝗶𝗯𝗲 du 01 au 02 Novembre 2025. Ny andronay anio 01/11/2025: tao Andasibe lemurs LODGE sy Andasibe Mantadia National Park. Ireto daholo no nataonay.
- Nisakafo atoandro tao @ Andasibe Lemurs Lodge
- Nilalao ary nanao piscine
- Nanao visite Nocturne (nijery biby sy zavamaniry tsy fahita firy)
- Nanao feux de camp, miaraka @ BBQ sy ranom-boankazo.
- Nisakafo hariva tao amin’ny Lodge, namarana ny andro tamin’ny tsiky sy hafaliana Sary vitsivitsy indray hanehoana an'izany dia ankafizo ary tompoko. Ireto ny daty manaraka, tandremo sao tara a. DU 24 AU 25 DECEMBRE 2025 DU 31 DECEMBRE 2025 AU 01 JANVIER 2026 Araho akaiky ny pejy dia fandrio dieny izao ny toeranao ho an'ny voyage manaraka. Misaotra tompoko #voyageandasibe #voyagemadagascar #greatmadagascartours #DMCtouroperatorinmadagascar #bestlocaltouroperatorinmadagascar 𝐆𝐌𝐓+𝟑 (𝐆𝐑𝐄𝐀𝐓 𝐌𝐀𝐃𝐀𝐆𝐀𝐒𝐂𝐀𝐑 𝐓𝐎𝐔𝐑𝐒)
- TRAVEL WITH THE EXPERT * 𝐇𝐨𝐭𝐥𝐢𝐧𝐞 & 𝗜𝗻𝗳𝗼𝗹𝗶𝗻𝗲 𝟐𝟒/𝟕 𝐞𝐭 𝐖𝐡𝐚𝐭𝐬𝐀𝐩𝐩: 𝟎𝟑𝟒 𝟎𝟖 𝟐𝟖𝟕 𝟎𝟎 Siège: LOT II C 18, AMPANDRANA OUEST, ANTANANARIVO IMMEUBLE EVERGREEN HOTEL et en face de la pharmacie d'Ampandrana et Extra Pizza GMT+3 Great Madagascar Tours & Travel Agence de voyages Appeler
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks