
CENTRE DE FORMATION LA RACINE FORMATION PROFESSIONNELLE – GUIDE TOURISTIQUE Te hiasa amin’ny sehatry ny Tourisme ve ianao? Tianao ve ny mandeha mitety toerana, mihaona amin’ny olona, mitantara sy mampahafantatra ny hakanton’i Madagasikara? Ataovy asa ny talentanao sy ny fitiavanao ny fizahantany! FORMATION GUIDE TOURISTIQUE Langues : Français • Anglais • Italien 80 % ORAL & PRATIQUE SUR LE TERRAIN Tsy théorie fotsiny, fa mianatra amin’ny alalan’ny pratique sy mise en situation, mba hahafahanao miatrika ny tena zava-misy amin’ny asan’ny guide touristique. HIANARANA MANDRITRA NY FORMATION : • Fandraisana sy fanomezana accueil ny touristes • Fomba fitarihana sy accompagnement • Fampahafantarana ny kolontsaina, tantara ary biodiversité an’i Madagasikara • Fampiasana Français, Anglais ary Italien amin’ny fifandraisana amin’ny voyageurs • Fomba fanomanana sy fanolorana circuit touristique • Fanatsarana ny fahatokisan-tena sy fahaizana miteny • Mise en situation professionnelle eny an-kianja Ny tanjonay Ny hanampy anao hiala amin’ny fitiavana ny tourisme fotsiny, ka hahazo fahaiza-manao tena azo ampiasaina amin’ny asa. Ny hoavinao amin’ny Tourisme dia afaka manomboka eto amin’ny LA RACINE! INSCRIPTION DÉJÀ OUVERTE PLACES TRÈS LIMITÉES 034 53 161 61 Antanifotsy IV – Pharmacie Mamisoa – Croisement Ankofafalahy, Fianarantsoa Centre De Formation La Racine Pour le développement du tourisme Construire l’avenir du tourisme à Madagascar
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks





