**ANKAZOMBORONA, HO TIA HITSANGATSANGANA ETO VE IANAO RAHA MISY TOERANA TOY IZAO?

**ANKAZOMBORONA, HO TIA HITSANGATSANGANA ETO VE IANAO RAHA MISY TOERANA TOY IZAO?

Publié le: 2026-10-26

**ANKAZOMBORONA, HO TIA HITSANGATSANGANA ETO VE IANAO RAHA MISY TOERANA TOY IZAO? Ala honko , rano mangarahara , passerelles en bois , bungalows ary toerana mahafinaritra hialana sasatra miaraka amin’ny fianakaviana sy ny namana. Izany no anisan’ny vina entin’ny PROJET KAKAZO MAIKY BEACH (K.M.B) : hamorona circuit touristique iray ao Ankazomborona, hampisongadina ny hakanton’ny natiora sy hampiroborobo ny fizahantany eto an-toerana. Tanora miezaka, tanàna mandroso! Andao hiara-hientana hanatsarana sy hampiroborobo an’i Ankazomborona. Fanontaniana ho anao : Tianao ve raha misy toerana tsangatsanganana tahaka izao eto Ankazomborona? Tiavo Zarao Ary avelao ao amin’ny commentaire ny hevitrao! #ProjetKakazoMaiky #KakazoMaikyBeach #Ankazomborona #Tourisme #Madagascar

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks