Parc National d’Andasibe-Mantadia

Parc National d’Andasibe-Mantadia

Publié le: 2026-05-12
Publié par: Hiarak-i-Travel

Parc National d’Andasibe-Mantadia “Any Andasibe, velona ny hakanton’ny natiora... Ny feon’ny gidro indri manako eny anaty ala, ny zavona maraina manafina hatsarana tsy hay lazaina, ary ny rivotra madio mampitony fanahy. Toerana iray ahitana ny maha-tokana an’i Madagasikara i Andasibe: ala maitso mandrakizay, biby sy zavamaniry tsy fahita afa-tsy eto amintsika, ary paysage mahatonga anao ho tia natiora bebe kokoa. Andasibe... toerana tsy tsidihina fotsiny, fa iainana.” Aza adino ny fotoanan-tsika ny 30-31Mai,fandriho dien’izao ny toeranao sy ny ankohonana,namana sy ny mpiara-miasa.

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks