Ankaramalaza : Voyage Émotionnel de 10 Jours en Famille | Aventure Inoubliable

Ankaramalaza : Voyage Émotionnel de 10 Jours en Famille | Aventure Inoubliable

Publié le: 2026-02-17

Voyage organisé ho any Ankaramalaza :

  • Mandeha amin'ny andro mazava ihany, fa tsy mandeha alina. Fiara sy mpamily efa zatra mpandeha any no handehanana.
  • Toy izao ny saran-dalana raha miala avy eto Antananarivo : 120.000 ar isan'olona (fitambaran'ny mandroso sy miverina io).
  • Toerana hovangiana any : Fianarantsoa (01 andro), Manakara (02 andro), Vohipeno (01 andro), Andemaka (tanàna fihavian'i Nenilava), Mandrondra (tanàna nahalehibe azy), Ankaramalaza (tanàna nonenany sy niasany). Fitambarany = 10 andro.
  • Anisan'ny fampianaran'i Nenilava ny fandehanana any Ankaramalaza amin'ny "vacances de pâques", ka tena tokony hatao izany fa mahasoa.
  • Aza hadino ny mitondra am-bavaka an'ilay dia.

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks