
Manambato : Aventure Inoubliable en Famille | 22-25 Octobre 2026
AVENTURE MAFINARITRA BE FOANA MIARAKA AMIN’NY VOYAGE N’TSIKA ! Aventure re izao !Tena hoe tafiaraka ny tia sy ny manina Vacances no tanjona, fa rehefa tonga any MANAMBATO... lasa fety sy aventure tsy hay hadinoina mihitsy! Miaraka amin’ilay PRO : “tout blanc” Dia somary miranjana kely daholo Sary , rire , partage , ambiance ... ary surtout souvenirs mamy be no entina mody! Mpinamana ve ianao ? Couple ? Sa famille ? Raha te hiaina aventure be tahaka izao koa ianao, aza mijanona mijery sary fotsiny ! Andao hiaraka aminay any MANAMBATO ! 22 AU 25 OCTOBRE 2026 MANAMBATO À PARTIR DE 260.000 AR / PERSONNE Aventure | Fialamboly | Fisakaizana | Souvenirs RESERVATION & INFOS : 034 13 055 84 Place limitée — Réservez dès maintenant ! #VoyageNtsika #Manambato #AventureMafinaritra #VacancesMadagascar #VoyageMadagascar #TeamManambato #WeekendMadagascar #SouvenirsMamy
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks



