
Évasion à Mandraka & Mantasoa : Nature, Animaux & Détente en 1 Jour
MANDRAKA & MANTASOA EN 1 JOURNÉE Ary raha omenao andro iray ny tenanao hiala sasatra sy hankafy ny hakanton'i Madagasikara? Miaraha amin'ny Fy Travel hitsidika an'i Mandraka & Mantasoa, toerana ahitana: Karazam-biby maro Tontolo maitso mahafinaritra Farihy mangina sy rivotra madio Toerana tsara indrindra haka sary sy hamorona fahatsiarovana tsy hay hadinoina Fialam-boly sy fotoana hahafahana miala sasatra miaraka amin'ny olona tianao Tarif: 31 000 Ar/Personne Daty: 08 AOÛT 2026 : 09 Août 2026 Départ: Anosy devant HJRA Andao hiaraka anay aza, Fandrio dieny Zao ny toerana Réservation & Informations : 034 77 801 94 034 32 512 40 Fy Travel – Ataovy fahatsiarovana ny faran'ny herinandro, fa aza avela ho andro mandalo fotsiny.
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks





