
Voyage d'Études à Tamatave : Nature & Découvertes Inoubliables !
Toamasina
Publié le: 2026-10-18
Publié par: Aro Ny Ainah Rakoto-Veloarisoa
Ho anareo sekoly Collège sy lycée,, Ho anareo mpampianatra te hanampy fahalalana sy hifampizara traikefa Ho anareo vondron'olona na tanora te ahalala misimisy kokoa momban' zava boahary sy ny tontolo iainana Natao ho anareo ity tolotra ity ''Voyage d'études organiser '' izahay no miantoka: Ny transport aller - retour Ny hébergement Ny fikarakarana ny sakafo Ny encadrement mandritran voyage ary indrindra ny ''Ambiance'' Raha mahaliana anareo ary aza misalasala miditra mp na miantso avy hatrany Sarany mirary Amin'ity dia ny axe Est : Tanà - Moramanga - Tamatave - Foulpointe
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks



