Ampefy : Tyrolienne Aventure + Excursion à Petit Prix | Réserve Maintenant !

Ampefy : Tyrolienne Aventure + Excursion à Petit Prix | Réserve Maintenant !

Publié le: 2026-02-16
+26134465775

Sahy sa tsy sahy ? Tyrolienne Any AMPEFY any no misy azy,ity indray ny EXCURSION MORA BE 25.000ar fotsiny! EXCURSION AMPEFY ( 1 andro) Samedi 7 Février 2026 Dimanche 8 Février 2026ARARAOTY ! Tena MORA LOATRA!Raha mbola tsy tany Ampefy dia araraoty, tena araraoty fa raha mikajy ianareo, mbola mandany 55.000ar par personne eo vao mahatsidika ireo toerana 4 ireo Raha mandeha taxibrousse !( Hatreo AMPEFY ville ihany ny 24.000ar aller retour raha mba fiara tsara toy itony, raha miala eo AMPEFY ville indray mbola mandany 30.000ar par personne eo manao location Bajaj mitety ireo toerana 4, Satria tsy misy taxibrousse mitety ireo toerana. Dia ny droit d'entrée sy guidage aza mbola tsy ao anatiny! Tena araraoty ! indrindra izay mbola tsy tany mihitsy!Efa places vitsy sisa!034 46 577 56 Sahy sa tsy sahy ? Tyrolienne Any AMPEFY any no misy azy, ity indray ny EXCURSION MORA BE 25.000ar fotsiny! EXCURSION AMPEFY ( 1 andro) Samedi 7 Février 2026 Dimanche 8 Février 2026 ARARAOTY ! Tena MORA LOATRA! Raha mbola tsy tany Ampefy dia araraoty, tena araraoty fa raha mikajy ianareo, mbola mandany 55.000ar par personne eo vao mahatsidika ireo toerana 4 ireo Raha mandeha taxibrousse ! ( Hatreo AMPEFY ville ihany ny 24.000ar aller retour raha mba fiara tsara toy itony, raha miala eo AMPEFY ville indray mbola mandany 30.000ar par personne eo manao location Bajaj mitety ireo toerana 4, Satria tsy misy taxibrousse mitety ireo toerana. Dia ny droit d'entrée sy guidage aza mbola tsy ao anatiny! Tena araraoty ! indrindra izay mbola tsy tany mihitsy! Efa places vitsy sisa! 034 46 577 56

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks