
Manambato : Nature Éblouissante & Aventure Culturelle | Réservez Maintenant!
MANAMBATO, ireo tantara sy lovantsofina fonosiny... Any amin’ny ilany atsinanan’i Madagasikara, eo amin’ny 225 km mahery miala an’Antananarivo, no misy an’i Manambato. Toerana iray miavaka, izay mifangaro ao ny hakanton’ny natiora, ny tantara ary ireo lovantsofina. Eo no ihaonan’ny farihy, ny Lakandranon’i Pangalana, ny ala ary ny Ranomasimbe Indiana, ka mahatonga azy ho toerana feno zava-mahagaga sy traikefa tsy hay hadinoina. Rehefa mivahiny any Manambato, aza adino ny mitsidika: Farihin’i Rasoabe Farihin’i Rasoamasay Lakandranon’i Pangalana Akanin’ny Nofy / Palmarium Manambato... toerana iray ahitana ny hakanton’i Madagasikara, sady mitahiry tantara sy lovantsofina maro. N.B : Hitsidika ireo toerana mampalaza an’ny Manambato ireo isika mandritry ity voyage MANAMBATO du 30 aout au 02 sept izao ity a , place disponible vitsivitsy ihany sisa fa tonga dia reserveo dieny izao hoan’izay te hanao aventure miaraka aminay a A PARTIR DE 260.000 AR FOANA #Manambato #VoyageNTsika #Madagascar #ExploreMadagascar #CanalDesPangalanes
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks




