
Grotte Anjohibe : Aventure Nature + Écolodge à Majunga | Réservez Maintenant !
GROTTE ANJOHIBE Mandingy anao ECOLODGE ANJOHIBE MAJUNGA +261.32.45.839.28 ( WhatsApp ) +261.34.03.554.80 E.mail : guidejohnmajunga@gmail.com rivojohn@yahoo.fr TripAdvisor : ecolodge_anjohibe Linkedin :Rivo Johnh Facebook : bangGuide John Page Fb : ecolodge_anjohibe YouTube : John Aventure Instagram : ecolodge_anjohibe Bureau : Parcelle 221 Lot 56 Tsaramandroso Majunga Madagascar Téléphone : 034.96.318.56 TSARA HO FANTATRA MOMBA NY GROTTE ANJOHIBE La Grotte Anjohibe dia 85 kilomètres miala avy eo Majunga , adiny Telo sy sasany eo ho eo ny faharetany mankany. Tsara ho marihana fa ny fiara 4x4 ireny ihany no afaka mankany na koa ireny Buggy sy Quand ary Moto Cross ireny. Ireto avy ny zavatra hitanao raha mankany ianao : _ Rihan-drano na cascade afaka hisehana. _ Dobo filomanosana (piscine naturelle). _ Vohitra (point de vue). _ Fitsangatsanganana amin'ny lakana any anaty mangrove ireny. _ Fandeanana tongotra (trekking). _ Rano miboibohika azo hisehana (Jaccuzzi Naturelle). _ Canyoning na Rafting. _ Fijerena ireo zava-bohary Lemuriens sy ny sifaka. _ Fijerena ireo gidro kely micrcébe (balade nocturne). Tsara ho marihana fa ankoatra ireo zavatra notanisaina ireo dia ihany koa : _Trano fandraisam-bahiny (Ecolodge Anjohibe) Bungalows. _ Toerana fisakafoanana (Restaurant). _ Hoatsika izay manana fikasana handea any hitsidika io toerana manan-tantara io ; Aza misalasala manantona ny mikarakara Birao eto Majunga andrenivohitra Fanazavana fanampiny : +261.32.45.839.28 +261.34.03.55.480 E.mail : rivojohn@yahoo.fr guidejohnmajunga@gmail.com TripAdvisor :ecolodge_anjohibe WhatsApp 032.45.839.28 Instagram ecolodge_anjohibe Bureau : Tsaramandroso ambony 034.96.318.56
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks



