
Trek Inoubliable à Makay Nord : 5 Jours de Bivouac au Cœur de la Nature
Trek Makay Nord ny sary eo ambany 5 nuits de campement en bivouac 70 km pendant 5 jours Aiza mo Ilay makay dia inona izany? Ny makay dia anarana niantsona ireo tendrombohitra mitangorona , izany hoe tangorombohitra koa no iantsoana azy... Ny nahatonga an'ilay hoe makay dia resaka nande tao @io toerana io hoe mila maka aina e!!! Dia lasa hoe makay... Mihazo ny lalam-pirenena Rn34 makany morondava no misy azy, tsy Tonga any morondava anefa fa eo malaimbandy no mivily. 8 jours déconnecté à 100 % A la campagne. Un endroit parfait pour se reconnecter à la nature et partager de beaux moments Loin du bruit Loin de la civilisation Loin du stress de la ville #naturelovers #madagascar #CampingPleinAir #adventure #bivouac #DeveloppementPersonnel Asio maso kely ny coms fa misy pro miandry anao any @ 1 Novembre à 8 novembre
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks





