✈️🇲🇺👫𝗛𝗔𝗠𝗣𝗜𝗔𝗥𝗔𝗞𝗔 𝗔𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗨𝗥𝗜𝗖𝗘 ♥️🥰🌹
✈️🇲🇺👫𝗛𝗔𝗠𝗣𝗜𝗔𝗥𝗔𝗞𝗔 𝗔𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗨𝗥𝗜𝗖𝗘 ♥️🥰🌹 ♥️ 𝟭𝟮 𝗮𝘂 𝟭𝟴 𝗙𝗘𝗩𝗥𝗜𝗘𝗥 𝟮𝟬𝟮𝟲 ♥️ 𝟱.𝟬𝟬𝟬.𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗥𝗜𝗔𝗥𝗬/ 𝗔𝗗𝗨𝗟𝗧𝗘 ♥️🥂 𝐔𝐍𝐄 𝐉𝐎𝐔𝐑𝐍𝐄́𝐄 𝐑𝐄𝐌𝐏𝐋𝐈𝐄 𝐃'𝐀𝐌𝐎𝐔𝐑 𝐀𝐔 𝐕𝐄𝐑𝐀𝐍𝐃𝐀 𝐑𝐄𝐒𝐎𝐑𝐓𝐒 : entinay miaina tontolo andro feno fitiavana be any amin'ny Veranda Resorts ( hotel 5 étoiles) ianareo 🙏𝗔 𝗟𝗔 𝗗𝗘𝗖𝗢𝗨𝗩𝗘𝗥𝗧𝗘 𝗗𝗨 𝗣𝗟𝗨𝗦 𝗚𝗥𝗔𝗡𝗗 𝗙𝗘𝗦𝗧𝗜𝗩𝗔𝗟 𝗗𝗘 𝗣𝗥𝗜𝗘𝗥𝗘 𝗛𝗜𝗡𝗗𝗢𝗨 "𝗠𝗔𝗛𝗔 𝗦𝗛𝗜𝗩𝗔𝗥𝗔𝗧𝗥𝗜": mahita mivantana an'ilay pélérinage lehibe ho an'ny Hindou ( La grande nuit de Shiva) ianareo🎉𝗖𝗛𝗜𝗡𝗘𝗦𝗘 𝗦𝗣𝗥𝗜𝗡𝗚 𝗙𝗘𝗦𝗧𝗜𝗩𝗔𝗟 ( 𝗡𝗼𝘂𝘃𝗲𝗹 𝗮𝗻 𝗖𝗵𝗶𝗻𝗼𝗶𝘀): miara-mankalaza ny taom-baovao sinoa any amin'ny Chinatown isika 🎇☃️: 𝗦𝗡𝗢𝗪 𝗩𝗜𝗟𝗟𝗔𝗚𝗘 : rehefa tsy ho tonga any Paris ihany dia 'ndao fa soratantsika amin'ny la neige any Maurice koa ny anarantsika e 🤣🤪🏙️ 𝗧𝗢𝗨𝗥 𝗗𝗘 𝗟𝗔 𝗖𝗔𝗣𝗜𝗧𝗔𝗟𝗘 & 𝗡𝗢𝗥𝗧𝗛 𝗧𝗢𝗨𝗥 :: maka sary eo amin'ny elo be dia be, mahita an'ilay caudan waterfront ... Dia tohizantsika hatrany amin'ilay fiangonana tafo menamena mampalaza an'i Maurice ny tontolo andro, milomano eny amin'ny Mont choisy tsy adino🏖️⛵ 𝗜𝗟𝗘 𝗔𝗨𝗫 𝗖𝗘𝗥𝗙𝗦 𝗘𝗡 𝗖𝗔𝗧𝗔𝗠𝗔𝗥𝗔𝗡 : fiainana tsara kely eny ambony sambo, mandeha eny amin'ny plage tsara be, dia afaka manidintsidina amin'ny parachute ascensionnel koa... Mijery cascade sy macaque rehetra iny....sakafo matsiro tsy adino🦓🦒 𝗖𝗔𝗦𝗘𝗟𝗔 𝗣𝗔𝗥𝗞 :mifankahita amin-dry zèbre sy girafe mianakavy, liona mpanjakan'ny biby tsy adino ... Dia manao tulawaka gold coaster mampientana fihetsem-po😂⛰️ 𝗦𝗢𝗨𝗧𝗛 𝗧𝗢𝗨𝗥 : Maka sary any Macondé, mahita an'izany grand bassin misy an'ilay statuts lehibe an'i Shiva sy ny vadiny, Maka sary mitsingoloka ao amin'ny curious corner dia avy eo milomano any amin'ny Le Morne beach ...🛍️🛒 🛍️🛒 SHOPPING MALL : miantsena tsy maintsy atao rehefa hoe any an-dafy ; tetezintsika ny Tribeca, Bagatelle, Marché de Quatre Bornes, cascavelle mall rehetra iny 🚄 Tour en tramway: mitaingina lamasinina an'ny vazaha , mahita ny tsy fahita e 🤪INCLUS : ✈️ 𝗕𝗶𝗹𝗹𝗲𝘁 𝗱'𝗮𝘃𝗶𝗼𝗻 𝗧𝗡𝗥 - 𝗠𝗥𝗨 - 𝗧𝗡𝗥 🥗 𝗣𝗲𝘁𝗶𝘁𝘀 𝗱𝗲́𝗷𝗲𝘂𝗻𝗲𝗿𝘀 🍲𝗗𝗶̂𝗻𝗲𝗿 𝗮̀ 𝗹'𝗮𝗿𝗿𝗶𝘃𝗲́𝗲 🍛 𝟭 𝗗𝗲́𝗷𝗲𝘂𝗻𝗲𝗿 BBQ+ 𝗯𝗼𝗶𝘀𝘀𝗼𝗻𝘀 🍲𝟭 𝗗éjeuner au veranda resort 🚗𝗧𝗿𝗮𝗻𝘀𝗽𝗼𝗿𝘁 🏠𝗛𝗲́𝗯𝗲𝗿𝗴𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 à base de 2 pax/ chambre 🧋 Une bouteille d'eau par jour NON INCLUS : Taxe de séjour 3€/ adulte / nuitée👉Enfant 2 à 10 ans: 4.000.000 Ariary 👉 Bébé 0 à 2 ans: 700.000 Ariary Contact : 032 30 820 76 / 034 95 204 72 Adresse: Immeuble AVRA Tetezana Ambohitrimanjaka#IDTOURS #vacances #mauritius #travel #holiday #plage #tourisme Voir moins ID Dream Tours · 15 jan ·
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks



