Festival Indri à Andasibe : Randonnée & Pique-nique au cœur de Mantadia !

Festival Indri à Andasibe : Randonnée & Pique-nique au cœur de Mantadia !

Andasibe
Publié le: 2026-09-11
+261380979335

Gôna mirandô - Mantadia Lasa indray ary isika e ! Ao Andasibe ao amin’ny valan-javaboahary Mantadia indray ny fotoanantsika ny 26 Septambra 2026 ho avy izao. Ao anatiny fankalazana ny « Festival Indri » izao hatao ao Andasibe ity. Fandaharam-potoana 7ora : Fiaingana Moramanga eo amin’ny Bezanozano Hotel9ora – 12ora : Dian-tongotra anaty valan-javaboahary Mantadia12ora : Pique-nique sy filomanosana2ora hariva : Fiaingana eo Mantadia3ora hariva : Fitsidihana ny Festival Indri4ora sy sasany : Fiverenana Moramanga Fandraisana anjara: 60 000 Ar Tafiditra ao anatiny : • Fitaterana • Saran’ny fidirana valan-javaboahary • Saran'ny fitarian-dia • Rano • Sandwich • Fiantohana (Assurance) • Fakan-tsary / shooting photoFisoratana anarana : Ao amin’ny biraon’ny ORTALMA (Bezanozano Hotel) hatramin’ny 23 Septambra 2026 amin’ny 12 ora na miantso ny 038 09 793 35 . Tongava misoratra anarana fa voafetra ny toerana. #Gônamirandô #Randonnée #Mantadia #FestivalIndri #AlaotraMangoro Voir moins Gôna mirandô - Mantadia Lasa indray ary isika e ! Ao Andasibe ao amin’ny valan-javaboahary Mantadia indray ny fotoanantsika ny 26 Septambra 2026 ho avy izao. Ao anatiny fankalazana ny « Festival Indri » izao hatao ao Andasibe ity. Fandaharam-potoana 7ora : Fiaingana Moramanga eo amin’ny Bezanozano Hotel 9ora – 12ora : Dian-tongotra anaty valan-javaboahary Mantadia 12ora : Pique-nique sy filomanosana 2ora hariva : Fiaingana eo Mantadia 3ora hariva : Fitsidihana ny Festival Indri 4ora sy sasany : Fiverenana Moramanga Fandraisana anjara: 60 000 Ar Tafiditra ao anatiny : • Fitaterana • Saran’ny fidirana valan-javaboahary • Saran'ny fitarian-dia • Rano • Sandwich • Fiantohana (Assurance) • Fakan-tsary / shooting photo Fisoratana anarana : Ao amin’ny biraon’ny ORTALMA (Bezanozano Hotel) hatramin’ny 23 Septambra 2026 amin’ny 12 ora na miantso ny 038 09 793 35 . Tongava misoratra anarana fa voafetra ny toerana. #Gônamirandô #Randonnée #Mantadia #FestivalIndri #AlaotraMangoro Voir moins

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks