Voyage Professionnel en Chine : Foire de Canton 2026 | Inscrivez-vous !

Voyage Professionnel en Chine : Foire de Canton 2026 | Inscrivez-vous !

Chine
Publié le: 2026-02-15

Sary fanairana, tsisy idirany fa vakio hatraminy farany fotsiny raha mahalina anao.Salama daolo oh!!!Te ho afapo ianao aminy voyage business Chine ? Miaraha aminy olona tena matihanina fa tsy olona vao nandeha indray mandeha fa tsy ho very vola ianao. Tena ho afapo anie nareo miaraka aminay e! Afapo toy ireo efa niaraka taminay nandritrany taona 2024 Sy 2025 Ny datenay manaraka dia mandritra ny foire de canton du 16 Avril au 05 Mai 2026.Mandritrany 15 andro ianareo no hijery ny lavaka fiantsenana any Chine . Izahay no guide hanampy anareo. Ny miaraka aminay, garantie hoe erinandro dia efa mahay mandeha miantsena irery ianao. Izany hoe , mahita lalana (zay ny tanjona) dia afaka miverina irery any Chine aminy manaraka.Ny miaraka aminay, mahazo contact fournisseur zay ilainao. Tsy mila mandeha any Chine foana ianao fa avy aty Madagascar dia afaka manao commande , tsy misy mpanelanelanaNy miaraka aminay, 15 andro feno no mijanona any antoerana , tsy tafiditra anaty 15andro ny fotoana lany aminy voyageNy miaraka aminay, tsy hoe voyage organisé dia mirotoroto fa arahina ny rythme ny tsirairay ,satria sans stress ny tanjonaNy miaraka aminay, sady mitady vola no miala voly, mizaha tany satria entinay eny aminy site fizahantany ianareo, ary bonus kely omenay anareo ilay mandeha kely mijery zoo....ny sary tsy adinoAnaty ny pack anay ny fikarakarana ny taratasy andehanana , ny hébergement , ny transfert ,ny billet d'avion . Karakarainay ianao vao miala eo ivato mandrapodintsika eto indray (accompagné ianao fa tsy hoe zahay miandry anao any Chine dia mitsena fotsiny)Miaraka aminay, tsy miasa saina intsony aminy entanao alefa sambo fa avy dia Karakarainay, mandoa vola sisa ianao rehefa Tonga eto Madagascar ny entanao Miaraka aminay misy service après vente , mbola ampianay foana na efa tsy miverina miaraka aminay aza aminy manaraka, na koa Hanao mitovy aminy sasany hoe mbola hiaraka aminay ihany aminy manaraka, tena tsy misy olana Inona no andrasanao tsy iarahana aminay raha efa anaty projet anao ny hoany , aleo miaraka aminy olona efa zatra Ndao aingana fa kely sisa ny fotoana ahafahana misoratra anarana. Ary rehefa manakaiky ny fotoana hiaingana vao manao inscription dia miha lafo kokoa ny frais , izany hoe, mitombo ny frais de service anay Tongava mp raha misy fanontaniana ianaoAry sorato ao aminy commentaire hoe " Canton " raha liana ianao, dia andefasanay details aminy mp #voyagebusiness #Guangzhou2026#àlaune #followers Sary fanairana, tsisy idirany fa vakio hatraminy farany fotsiny raha mahalina anao. Salama daolo oh!!! Te ho afapo ianao aminy voyage business Chine ? Miaraha aminy olona tena matihanina fa tsy olona vao nandeha indray mandeha fa tsy ho very vola ianao. Tena ho afapo anie nareo miaraka aminay e! Afapo toy ireo efa niaraka taminay nandritrany taona 2024 Sy 2025 Ny datenay manaraka dia mandritra ny foire de canton du 16 Avril au 05 Mai 2026. Mandritrany 15 andro ianareo no hijery ny lavaka fiantsenana any Chine . Izahay no guide hanampy anareo. Ny miaraka aminay, garantie hoe erinandro dia efa mahay mandeha miantsena irery ianao. Izany hoe , mahita lalana (zay ny tanjona) dia afaka miverina irery any Chine aminy manaraka. Ny miaraka aminay, mahazo contact fournisseur zay ilainao. Tsy mila mandeha any Chine foana ianao fa avy aty Madagascar dia afaka manao commande , tsy misy mpanelanelana Ny miaraka aminay, 15 andro feno no mijanona any antoerana , tsy tafiditra anaty 15andro ny fotoana lany aminy voyage Ny miaraka aminay, tsy hoe voyage organisé dia mirotoroto fa arahina ny rythme ny tsirairay ,satria sans stress ny tanjona Ny miaraka aminay, sady mitady vola no miala voly, mizaha tany satria entinay eny aminy site fizahantany ianareo, ary bonus kely omenay anareo ilay mandeha kely mijery zoo....ny sary tsy adino Anaty ny pack anay ny fikarakarana ny taratasy andehanana , ny hébergement , ny transfert ,ny billet d'avion . Karakarainay ianao vao miala eo ivato mandrapodintsika eto indray (accompagné ianao fa tsy hoe zahay miandry anao any Chine dia mitsena fotsiny) Miaraka aminay, tsy miasa saina intsony aminy entanao alefa sambo fa avy dia Karakarainay, mandoa vola sisa ianao rehefa Tonga eto Madagascar ny entanao Miaraka aminay misy service après vente , mbola ampianay foana na efa tsy miverina miaraka aminay aza aminy manaraka, na koa Hanao mitovy aminy sasany hoe mbola hiaraka aminay ihany aminy manaraka, tena tsy misy olana Inona no andrasanao tsy iarahana aminay raha efa anaty projet anao ny hoany , aleo miaraka aminy olona efa zatra Ndao aingana fa kely sisa ny fotoana ahafahana misoratra anarana. Ary rehefa manakaiky ny fotoana hiaingana vao manao inscription dia miha lafo kokoa ny frais , izany hoe, mitombo ny frais de service anay Tongava mp raha misy fanontaniana ianao Ary sorato ao aminy commentaire hoe " Canton " raha liana ianao, dia andefasanay details aminy mp #voyagebusiness #Guangzhou2026 #àlaune #followers

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks