
Akanin'ny Nofy : Évasion Zen & Détente | 26-27 Septembre
Akanin'ny Nofy 26-27 Septembre 24 août à 07:41 Escapade Amour de Soi Akanin'ny Nofy 26-27 Septembre Inona avy ny zavatra mampiavaka anay Départ Tamatave zahay : Miaraka amin'ny Pangalane Évasion, Lakana Madio ,tsara karakara ary mpamohy matianinana Tsy manao voyage fotsiny ianareo fa mizahatany... Ampahafantarina anao ny fomba, kolotsaindry zareo Betsimisaraka,ny tantaran'ny Canals Des Pangalanes,ny fiteny ,ny famokarana ... Sakafo Sady matsiro no ahafampo anao ( Afaka manampy toy ny any antrano,satria fianakaviana iray isika rehefa tafaraka Eny ambony Lakana isika no misakafo atoandro na ny andro voalohany na ny andro faharoa Akoatran'ny Détente sy ny baignade dia misy koa ny activités izay efa mahazatra Antsika ato amin'ny Marche & Libération : Marche consciente,izay activités ampianarina antsika ary afaka averina any antrano sy any amin'izay misy antsika sy ny Libération émotionnelle (Ho'oponopono pratique Hawaïenne ho entina hampiavananao amin'ny tenanao sy hamotsorana ireo vesatra any anatinao) izay tarihinay ihany mazava ho azy Ambiance du soir: Manana safidy isika na Hanao karaoké,na andihy,na hisotro,na Hanao soirée film Na hijery kintana ihany koa izay tena mafinaritra ny mitazana azy,lavitry ny jiron'ny renivohitra Ny plage dia antsika irery,tsy hitambarana amin'ny daholo be ... Izany hoe Sady Milamina,no mangina no Tena Madio Raha olona tia Calme ianao dia tena Natao ho anao io fotoana io... Ny rano marivo azo ilomanosana tsara Mitsidika toerana Maro ihany koa ,ary anatin'izany ny Reserve de Palmarium, hijery karazana gidro ary zavaboahary izay mampiavaka an'i Madagascar Tsy Adino ihany koa ny Shooting à gogo izay atao fahatsiarovana ny fotoana mamy niainana Mandritry ny fijanonana tao Akanin'ny Nofy Dia izay sy izay ary ny fampahafantarana . Ny tarif : 200000ar efa tafiditra ao daholo ny Sakafo rehetra,ny fiantranoana ao Akanin'ny Nofy Ny goûté sy boisson anao Sisa ho entinao Dia ny fidirana 25000ar ao PALMARIUM. Voir moins Escapade Amour de Soi Akanin'ny Nofy 26-27 Septembre Inona avy ny zavatra mampiavaka anay Départ Tamatave zahay : Miaraka amin'ny Pangalane Évasion, Lakana Madio ,tsara karakara ary mpamohy matianinana Tsy manao voyage fotsiny ianareo fa mizahatany... Ampahafantarina anao ny fomba, kolotsaindry zareo Betsimisaraka,ny tantaran'ny Canals Des Pangalanes,ny fiteny ,ny famokarana ... Sakafo Sady matsiro no ahafampo anao ( Afaka manampy toy ny any antrano,satria fianakaviana iray isika rehefa tafaraka Eny ambony Lakana isika no misakafo atoandro na ny andro voalohany na ny andro faharoa Akoatran'ny Détente sy ny baignade dia misy koa ny activités izay efa mahazatra Antsika ato amin'ny Marche & Libération : Marche consciente,izay activités ampianarina antsika ary afaka averina any antrano sy any amin'izay misy antsika sy ny Libération émotionnelle (Ho'oponopono pratique Hawaïenne ho entina hampiavananao amin'ny tenanao sy hamotsorana ireo vesatra any anatinao) izay tarihinay ihany mazava ho azy Ambiance du soir: Manana safidy isika na Hanao karaoké,na andihy,na hisotro,na Hanao soirée film Na hijery kintana ihany koa izay tena mafinaritra ny mitazana azy,lavitry ny jiron'ny renivohitra Ny plage dia antsika irery,tsy hitambarana amin'ny daholo be ... Izany hoe Sady Milamina,no mangina no Tena Madio Raha olona tia Calme ianao dia tena Natao ho anao io fotoana io... Ny rano marivo azo ilomanosana tsara Mitsidika toerana Maro ihany koa ,ary anatin'izany ny Reserve de Palmarium, hijery karazana gidro ary zavaboahary izay mampiavaka an'i Madagascar Tsy Adino ihany koa ny Shooting à gogo izay atao fahatsiarovana ny fotoana mamy niainana Mandritry ny fijanonana tao Akanin'ny Nofy Dia izay sy izay ary ny fampahafantarana . Ny tarif : 200000ar efa tafiditra ao daholo ny Sakafo rehetra,ny fiantranoana ao Akanin'ny Nofy Ny goûté sy boisson anao Sisa ho entinao Dia ny fidirana 25000ar ao PALMARIUM. Voir moins
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks





