
Excursion Inoubliable à Ampefy : Geysers, Chutes et Nature Éblouissante!
Misaotra an'ireo niaraka nanokatra ny dia tato amin'ny Rise and Bay Ramble tamin'ny weekend teo. Na avy ary orana dia tsy nahasakana antsika izany Tianareo ve raha asina excursion Ampefy une journée ? Une journée Ampefy miaraka amin'ny ekipan'ny Rise and Bay Ramble Ho an'izay te andeha anao Excursion Ampefy indray ary eh Miala maraina, mody hariva Date: Samedi 21 Février 2026 Ataonay TOUT INCLUS foana amin'izay ianareo tsy miasa saina intsony Transport Aller retour Déjeuner "Spécialité de l'Itasy" Visites des sites : Geyser, Chute de la Lily et Îlot de la Vierge Rano sy Goûté sisa no entinareo dia lasa isikaNB: Activités (Tyrolienne, kayak,...) exclus.Départ: 7H Maki AndohatapenakaRetour: 15H30 (Arrivée vers 17H30 Maki Andohatapenaka)Participation : 43.000Ar fotsiny Réservation 21.500 Ar (alefa Mvola na Orange Money na Airtel Money).Ny ambiny kosa aloha 3andro mialohan'ny fandehanana .Contacts: +261 32 41 523 06/+261 38 48 519 03Mail: riseandbayramble@gmail.com WhatsApp: 038 48 519 03#RiseandBayRamble #Ampefy #Geyser #Chute #Ilotdelavierge #lac #excursion Misaotra an'ireo niaraka nanokatra ny dia tato amin'ny Rise and Bay Ramble tamin'ny weekend teo. Na avy ary orana dia tsy nahasakana antsika izany Tianareo ve raha asina excursion Ampefy une journée ? Une journée Ampefy miaraka amin'ny ekipan'ny Rise and Bay Ramble Ho an'izay te andeha anao Excursion Ampefy indray ary eh Miala maraina, mody hariva Date: Samedi 21 Février 2026 Ataonay TOUT INCLUS foana amin'izay ianareo tsy miasa saina intsony Transport Aller retour Déjeuner "Spécialité de l'Itasy" Visites des sites : Geyser, Chute de la Lily et Îlot de la Vierge Rano sy Goûté sisa no entinareo dia lasa isika NB: Activités (Tyrolienne, kayak,...) exclus. Départ: 7H Maki Andohatapenaka Retour: 15H30 (Arrivée vers 17H30 Maki Andohatapenaka) Participation : 43.000Ar fotsiny Réservation 21.500 Ar (alefa Mvola na Orange Money na Airtel Money). Ny ambiny kosa aloha 3andro mialohan'ny fandehanana . Contacts: +261 32 41 523 06/+261 38 48 519 03 Mail: riseandbayramble@gmail.com WhatsApp: 038 48 519 03 #RiseandBayRamble #Ampefy #Geyser #Chute #Ilotdelavierge #lac #excursion Rise & Bay ramble
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks



