
Andasibe : Aventure Lémuriens & Nature | Weekend Inoubliable au Coeur de Madagascar
Weekend Andasibe ny 22 Sy 23 Août Amin’ny sarany 196 000 Ar/ personne monjaFantaro sy tsidiho ireo zavamanan’aina mampiavaka an’i Madagasikara ao anatin’ny tontolo voajanahary mahafinaritra. Au programme : Hijery ireo karazana lémuriens sy biby tsy fahita afa-tsy eto Madagasikara. Hanao aventure sy randonnée ao anaty ala. Haka sary amin’ireo toerana sy zava-boahary miavaka. Hankafy rivotra madio sy traikefa tsy manam-paharoa. Voafetra ny toerana!Aza miandry ny fotoana farany fa ataovy dieny izao ny réservation mba tsy ho tara indray. Réservation & Informations :VOYAGE N'TSIKA +261 38 11 544 58 Voir moins Weekend Andasibe ny 22 Sy 23 Août Amin’ny sarany 196 000 Ar/ personne monja Fantaro sy tsidiho ireo zavamanan’aina mampiavaka an’i Madagasikara ao anatin’ny tontolo voajanahary mahafinaritra. Au programme : Hijery ireo karazana lémuriens sy biby tsy fahita afa-tsy eto Madagasikara. Hanao aventure sy randonnée ao anaty ala. Haka sary amin’ireo toerana sy zava-boahary miavaka. Hankafy rivotra madio sy traikefa tsy manam-paharoa. Voafetra ny toerana! Aza miandry ny fotoana farany fa ataovy dieny izao ny réservation mba tsy ho tara indray. Réservation & Informations : VOYAGE N'TSIKA +261 38 11 544 58 Voir moins
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks





