
Mahajanga : Vacances Inoubliables de 7 Jours avec Blessing Travel !
Mbola misy place disponible amin'ity voyage ity a, aza tara manao réservation.Non inclus: repas pendant le trajet et besoin personnel Mbola misy place disponible amin'ity voyage ity a, aza tara manao réservation. Non inclus: repas pendant le trajet et besoin personnel OHHH... MAGATSIKA NY ANDRO E! Mila vacances milay be ve? Dia ndao hiaraka aminay! Destination : MAHAJANGA 7 andro – 6 alinaTongava hiaina vacances tsy hay hadinoina miaraka amin'i Blessing Travel! Hitsidika toerana mahafinaritra, hankafy sakafo matsiro, hilalao, hifaly, hifankahalala ary hahazo namana vaovao. Toerana hotsidihina : Plage Antsanitia Lac Sacrée Grand Pavois Cirque Rouge Grotte Belobaka Piscine Naturelle d'Ambajambe Tour de Ville Mahajanga Mampiavaka anay : Fonenana ao anaty Maison de Vacances (fa tsy hôtel) Misy Piscine Animation & Karaoké Lanonana sy surprises maro no voaomana Vidiny : 500.000 Ar : Efitra iombonana 4–3 olona 550.000 Ar : Efitra iombonana 3-2olona 600.000 Ar : Efitra 2–1 olona Daty fiaingana : 07 – 13 Août 28 Août – 03 Septembre 18 – 24 Septembre Izay manao réservation aloha no afaka misafidy ny place-ny ao anaty fiara sy ny efitra fatoriana (araka ny toerana mbola malalaka). Réservation efa 75% feno! Aza tara fa voafetra ny toerana. Vacances sady fanokafana ofisialy an'i Blessing Travel, ka maro ny surprises sy tombontsoa voaomana ho anareo. Réservation & Informations : 038 06 359 19 Tsy be resaka izahay... fa rehefa miaraka aminay ianao dia ianao ihany no hilaza ny hatsarany! #Majunga #vacance #voyageorganisé Voir moins OHHH... MAGATSIKA NY ANDRO E! Mila vacances milay be ve? Dia ndao hiaraka aminay! Destination : MAHAJANGA 7 andro – 6 alina Tongava hiaina vacances tsy hay hadinoina miaraka amin'i Blessing Travel! Hitsidika toerana mahafinaritra, hankafy sakafo matsiro, hilalao, hifaly, hifankahalala ary hahazo namana vaovao. Toerana hotsidihina : Plage Antsanitia Lac Sacrée Grand Pavois Cirque Rouge Grotte Belobaka Piscine Naturelle d'Ambajambe Tour de Ville Mahajanga Mampiavaka anay : Fonenana ao anaty Maison de Vacances (fa tsy hôtel) Misy Piscine Animation & Karaoké Lanonana sy surprises maro no voaomana Vidiny : 500.000 Ar : Efitra iombonana 4–3 olona 550.000 Ar : Efitra iombonana 3-2olona 600.000 Ar : Efitra 2–1 olona Daty fiaingana : 07 – 13 Août 28 Août – 03 Septembre 18 – 24 Septembre Izay manao réservation aloha no afaka misafidy ny place-ny ao anaty fiara sy ny efitra fatoriana (araka ny toerana mbola malalaka). Réservation efa 75% feno! Aza tara fa voafetra ny toerana. Vacances sady fanokafana ofisialy an'i Blessing Travel, ka maro ny surprises sy tombontsoa voaomana ho anareo. Réservation & Informations : 038 06 359 19 Tsy be resaka izahay... fa rehefa miaraka aminay ianao dia ianao ihany no hilaza ny hatsarany! #Majunga #vacance #voyageorganisé Voir moins
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks



