Somaroho Festival Experience 2026 : Aventure Inoubliable à Nosy Be !

Somaroho Festival Experience 2026 : Aventure Inoubliable à Nosy Be !

Nosy Be
Publié le: 2026-07-12
Publié par: Wam’s souplesse
+261329849484
+261340834195

Tsy i princesse eky tsy ho agny eeee (Somaroho t’y fo)ireto ny antsipiriany rehetra momba ny Voyage Organisé "Somaroho Festival Experience 2026" karakarain'ny Island Adventure Travel: NY DATY:Fiaingana (Départ):Antananarivo & Mahajanga: 04 Août 2026Diego & Sambava: 05 Août 2026Fiverenana (Retour): 12 Août 2026 avokoa ny rehetra. NY TARIFS ISAKY NY OLONA:Fiaviana Antananarivo: Standard: 800 000 Ar | VIP: 900 000 ArFiaviana Mahajanga: Standard: 700 000 Ar | VIP: 800 000 ArFiaviana Diego: Standard: 600 000 Ar | VIP: 700 000 ArFiaviana Sambava: Standard: 650 000 Ar | VIP: 750 000 Ar NY MAHASAMIHAFA NY TARIF STANDARD SY VIP (Hébergement):TARIF STANDARD: Olona 3 na 4 (maxi) isaky ny chambre.TARIF VIP: Chambre mitokana tsara (tsy miaraka amin'olona fa ianao irery ihany na ianao sy ny couple nao . IREO ZAVATRA EFA INCLUS AO ANATIN'NY SARANY: Transport: Transport aller-retour mampitohy ny tanàna fiaviavana sy Ankify. Traversée en vedette : mivoaka sy miditra an'i Nosy Be (Ankify Nosy Be aller-retour). Hébergement: Trano fonenana mahafinaritra, madio sady milamina (arakaraka ny formule nofidiana: Standard na VIP). Sakafo feno: In-3 isan'andro (Sakafo maraina, atoandro, ary hariva) + Eau minérale. Billets d'entrée: Efa tafiditra ao ny tapakila fidirana (billets d'entrée) rehetra mandritra ny festival Somaroho. Hetsika & Fitsidihana:Fandraisana anjara amin'ny Carnaval Somaroho sy ny Ambiance festive rehetra.Excursions en bateau: fitsidihana ireo nosy madinika manodidina (Découverte des îles).Misy mpanaraka sy mpitari-dalana (Accompagnement du groupe). RÉSERVATION SY PAIEMENT:Places limitées: Satria voafetra ny toerana dia ilaina ny manao Réservation aloha avec acompte 50 % obligatoire. Option CAKE TRAVEL: Afaka mamatsy vola ny ampahany amin'ny dianao ianao! Mivarotra ireo cakes mpiara-miombon'antoka amintsika (1 Cake = 10 000 Ar). Izay cake lafo dia manampy ny saram-pandehananao, ary ny ambiny kosa efainao araka ny fahafahanao. Raha hamandrika toerana ( réservation) na mila fanazavana fanampiny dia afaka mandefa hafatra miafina ( Message Privé) amin'ity page ity : https://www.facebook.com/share/1Ckt4X5c2N/ na miantso mivantana amin'ireto laharana ireto:+261 32 98 494 84 +261 34 08 341 95 Voir moins Tsy i princesse eky tsy ho agny eeee (Somaroho t’y fo) ireto ny antsipiriany rehetra momba ny Voyage Organisé "Somaroho Festival Experience 2026" karakarain'ny Island Adventure Travel: NY DATY: Fiaingana (Départ): Antananarivo & Mahajanga: 04 Août 2026 Diego & Sambava: 05 Août 2026 Fiverenana (Retour): 12 Août 2026 avokoa ny rehetra. NY TARIFS ISAKY NY OLONA: Fiaviana Antananarivo: Standard: 800 000 Ar | VIP: 900 000 Ar Fiaviana Mahajanga: Standard: 700 000 Ar | VIP: 800 000 Ar Fiaviana Diego: Standard: 600 000 Ar | VIP: 700 000 Ar Fiaviana Sambava: Standard: 650 000 Ar | VIP: 750 000 Ar NY MAHASAMIHAFA NY TARIF STANDARD SY VIP (Hébergement): TARIF STANDARD: Olona 3 na 4 (maxi) isaky ny chambre. TARIF VIP: Chambre mitokana tsara (tsy miaraka amin'olona fa ianao irery ihany na ianao sy ny couple nao . IREO ZAVATRA EFA INCLUS AO ANATIN'NY SARANY: Transport: Transport aller-retour mampitohy ny tanàna fiaviavana sy Ankify. Traversée en vedette : mivoaka sy miditra an'i Nosy Be (Ankify Nosy Be aller-retour). Hébergement: Trano fonenana mahafinaritra, madio sady milamina (arakaraka ny formule nofidiana: Standard na VIP). Sakafo feno: In-3 isan'andro (Sakafo maraina, atoandro, ary hariva) + Eau minérale. Billets d'entrée: Efa tafiditra ao ny tapakila fidirana (billets d'entrée) rehetra mandritra ny festival Somaroho. Hetsika & Fitsidihana: Fandraisana anjara amin'ny Carnaval Somaroho sy ny Ambiance festive rehetra. Excursions en bateau: fitsidihana ireo nosy madinika manodidina (Découverte des îles). Misy mpanaraka sy mpitari-dalana (Accompagnement du groupe). RÉSERVATION SY PAIEMENT: Places limitées: Satria voafetra ny toerana dia ilaina ny manao Réservation aloha avec acompte 50 % obligatoire. Option CAKE TRAVEL: Afaka mamatsy vola ny ampahany amin'ny dianao ianao! Mivarotra ireo cakes mpiara-miombon'antoka amintsika (1 Cake = 10 000 Ar). Izay cake lafo dia manampy ny saram-pandehananao, ary ny ambiny kosa efainao araka ny fahafahanao. Raha hamandrika toerana ( réservation) na mila fanazavana fanampiny dia afaka mandefa hafatra miafina ( Message Privé) amin'ity page ity : https://www.facebook.com/share/1Ckt4X5c2N/ na miantso mivantana amin'ireto laharana ireto: +261 32 98 494 84 +261 34 08 341 95 Voir moins 2,7 K

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks