
Camping Week 2026 à Andasibe : Évasion Nature & Culture Locale !
ECOTOURISME S O L I D A I R E ARY AHOANA moa raha mahita kokoa izany atao hoe tontolo ifotony izany isika ? Feon'ny NATIORA, rivotra madio, olombelona, zavamanan'aina sy ny voary maro.. TONGA INDRAY ARY ITY ILAY FOTOANA miaraka amin'ny Trip to Madagascar Island. Maromaro ianareo no efa niandry.. "CAMPING WEEK" izay atao ny Sabotsy 22 hatramin'ny Alahady 23 AOGOSITRA amin'ity taona 2026 ity. #Ndao hianoka sy hankafia, sady hanovo fahalalana anaty natiora e! Ho any Andasibe isika amin'ity. HAMANTATRA, Hiray saina sy fo amin'izany Ecovillage "ENDRIGNIA" izany isika, izay misahana andraikitra sy adidy maromaro, eo amin'ny fampandrosoana sy fiarovana ny voary ary ny fiaraha-monina anaty ala.. INONA avy no ataontsika any? : Hitaiza ny vatana sy saina ary mety hoe toe-panahy ihany koa isika, Hanao "Randonnée immersive", sady anaty natiora no anaty "Communauté locale", Hanovo fahalalana kely momba izany fampiroboroboana ny fiainana ifotony izany, (Site ECOTOURISTIQUE sy ny maro), Hijery karazana zavamanan'aina sy voary, Hilalao rano kely isika, (Ho an'izay mba te hilona tongotra kely) Hivazovazo sy hanala azy anaty filaminana, ary haka hafanana amoron'afondasy. NY sarany? : 167 000 ar NAMORAINA ny fandohavana azy satria tian'i #Trip andeha ianareo (Misy ROA VOLANA hiomanana be izao), ka ny atsasany dia aloha rehefa manao famandrihana toerana, ary ny atsasany, rehefa tonga ilay fotoana. DIA VOAFETRA NY TOERANA an Inona avy no anatin'izany? : Anjara birikinao, hanampiana sy hampandrosoana izany tetik'asa ifotony izany, Fitanterana, Filasiana sy fidasiana "complet" (Afaka ao anaty "Tente", dia afaka anaty "Dortoir"), Sakafo atoandro sy hariva, mandritra ny filasiana Fahatsiarovana kely, NY tsy ao anatiny? :
- Fandanianao manokana (Rano, "Goûter") ANKOATR'izay dia ny tenanao sy ny fitaovana manokana ilainao sisa no entinao. (Mitondrà sac de couchage izay te ho anaty tente , dia akanjo mafana tsara sao mbola misy hatsiaka kely amin'izany.. Dia tahaka ny mahazatra amin'ny "CAMPING WEEK" karakaraina dia aza adino fa fotoana ho anareo io ka ankafizo manokana.. Dia #NDAOiTRIP ary eee
Our Camping Week 2026 is there for an authentic immersion in the Andasibe region, at Endrignia Ecovillage, surrounded by nature, local culture, and meaningful encounters. Transport, accommodation, and meals included. Message us for more informations and reservation
Trip to madagascar Island
- Agence Ecotours Nationale - 034 84 360 58 (Whstp) / 032 87 993 86 triptomada@gmail.com
#MADAGASCARtourisme #LocalEcotourisme #TourismeAutrement #EcovillageAgenceEcotoursNationale #VillageHumainNature #GreenVibeProgram #PeaceCalm #CampingWeek2026 Voir moins ECOTOURISME S O L I D A I R E ARY AHOANA moa raha mahita kokoa izany atao hoe tontolo ifotony izany isika ? Feon'ny NATIORA, rivotra madio, olombelona, zavamanan'aina sy ny voary maro.. TONGA INDRAY ARY ITY ILAY FOTOANA miaraka amin'ny Trip to Madagascar Island. Maromaro ianareo no efa niandry.. "CAMPING WEEK" izay atao ny Sabotsy 22 hatramin'ny Alahady 23 AOGOSITRA amin'ity taona 2026 ity. #Ndao hianoka sy hankafia, sady hanovo fahalalana anaty natiora e! Ho any Andasibe isika amin'ity. HAMANTATRA, Hiray saina sy fo amin'izany Ecovillage "ENDRIGNIA" izany isika, izay misahana andraikitra sy adidy maromaro, eo amin'ny fampandrosoana sy fiarovana ny voary ary ny fiaraha-monina anaty ala.. INONA avy no ataontsika any? : Hitaiza ny vatana sy saina ary mety hoe toe-panahy ihany koa isika, Hanao "Randonnée immersive", sady anaty natiora no anaty "Communauté locale", Hanovo fahalalana kely momba izany fampiroboroboana ny fiainana ifotony izany, (Site ECOTOURISTIQUE sy ny maro), Hijery karazana zavamanan'aina sy voary, Hilalao rano kely isika, (Ho an'izay mba te hilona tongotra kely) Hivazovazo sy hanala azy anaty filaminana, ary haka hafanana amoron'afondasy. NY sarany? : 167 000 ar NAMORAINA ny fandohavana azy satria tian'i #Trip andeha ianareo (Misy ROA VOLANA hiomanana be izao), ka ny atsasany dia aloha rehefa manao famandrihana toerana, ary ny atsasany, rehefa tonga ilay fotoana. DIA VOAFETRA NY TOERANA an Inona avy no anatin'izany? : Anjara birikinao, hanampiana sy hampandrosoana izany tetik'asa ifotony izany, Fitanterana, Filasiana sy fidasiana "complet" (Afaka ao anaty "Tente", dia afaka anaty "Dortoir"), Sakafo atoandro sy hariva, mandritra ny filasiana Fahatsiarovana kely, NY tsy ao anatiny? :
- Fandanianao manokana (Rano, "Goûter") ANKOATR'izay dia ny tenanao sy ny fitaovana manokana ilainao sisa no entinao. (Mitondrà sac de couchage izay te ho anaty tente , dia akanjo mafana tsara sao mbola misy hatsiaka kely amin'izany.. Dia tahaka ny mahazatra amin'ny "CAMPING WEEK" karakaraina dia aza adino fa fotoana ho anareo io ka ankafizo manokana.. Dia #NDAOiTRIP ary eee
Our Camping Week 2026 is there for an authentic immersion in the Andasibe region, at Endrignia Ecovillage, surrounded by nature, local culture, and meaningful encounters. Transport, accommodation, and meals included. Message us for more informations and reservation
Trip to madagascar Island
- Agence Ecotours Nationale - 034 84 360 58 (Whstp) / 032 87 993 86 triptomada@gmail.com
#MADAGASCARtourisme #LocalEcotourisme #TourismeAutrement #EcovillageAgenceEcotoursNationale #VillageHumainNature #GreenVibeProgram #PeaceCalm #CampingWeek2026 Voir moins
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks



