
Voyage de Rêve en Asie : Malaisie & Philippines | Aventure Inoubliable
Publié le: 2026-07-02
Publié par: Voyage Organisé Asie Madagascar
VENEZ VOYAGER AVEC NOUS EN ASIE ! Profitez de vos grandes vacances pour vivre une aventure inoubliable ! Te handeha hiala voly any ivelany nefa tsorina ny fikarakarana rehetra? Ny ekipan'ny AZIA VOYAGE MADAGASCAR sy ireo mpitari-dia (guides locaux) efa any an-toerana dia vonona handray anao tanteraka. Safidio ny firenena tianao hotsidihina:
- DESTINATION MALAISIE : 9 000 000 Ar Tombony lehibe: SANS STRESS DE VISA ! Au programme : Safari et visite du Zoo Negara Visite de parcs à papillons et d'oiseaux Téléphérique à Genting Highlands Shopping mipoaka ao Bukit Bintang Découverte de la cuisine de rue sy fitsidihana tempoly
- DESTINATION PHILIPPINES : 13 000 000 Ar Ho an'ireo tia moron-dranomasina paradisa! Au programme : Excursions sur les îles (Island Hopping) amin'ny lakana Plongée sous-marine, snorkeling, sy fijerena feso Visite du Manila Zoo sy ny tanàna manan-tantara Intramuros Shopping dans les grands centres commerciaux Filentehan'ny masoandro mahavariana (magnifiques couchers de soleil) OFFRE SPÉCIALE TOUT COMPRIS : Billet aller-retour mivantana Hébergement & repas matsiro Déplacements sy fitsidihana rehetra Séjour de 5 jours feno fahasalamana Ny fomba fiasa fahatokisana: Tsy mila miady saina ianao amin'ny fahatongavana any ampita. Misy ny mpiara-miasa aminay (guide local) handray anao mivantana avy eny amin'ny seranam-piaramanidina ary hiantoka ny fandaminana rehetra mandritra ny 5 andro! Réservation & Informations sur message privé de la page Places limitées – Réservez dès maintenant mba hahazoana ny toeranao! #VoyageOrganisé #VacancesAsie #Malaisie #Philippines #AziaVoyageMadagascar #Madagascar Voir moins VENEZ VOYAGER AVEC NOUS EN ASIE ! Profitez de vos grandes vacances pour vivre une aventure inoubliable ! Te handeha hiala voly any ivelany nefa tsorina ny fikarakarana rehetra? Ny ekipan'ny AZIA VOYAGE MADAGASCAR sy ireo mpitari-dia (guides locaux) efa any an-toerana dia vonona handray anao tanteraka. Safidio ny firenena tianao hotsidihina:
- DESTINATION MALAISIE : 9 000 000 Ar Tombony lehibe: SANS STRESS DE VISA ! Au programme : Safari et visite du Zoo Negara Visite de parcs à papillons et d'oiseaux Téléphérique à Genting Highlands Shopping mipoaka ao Bukit Bintang Découverte de la cuisine de rue sy fitsidihana tempoly
- DESTINATION PHILIPPINES : 13 000 000 Ar Ho an'ireo tia moron-dranomasina paradisa! Excursions sur les îles (Island Hopping) amin'ny lakana Plongée sous-marine, snorkeling, sy fijerena feso Visite du Manila Zoo sy ny tanàna manan-tantara Intramuros Shopping dans les grands centres commerciaux Filentehan'ny masoandro mahavariana (magnifiques couchers de soleil) OFFRE SPÉCIALE TOUT COMPRIS : Billet aller-retour mivantana Hébergement & repas matsiro Déplacements sy fitsidihana rehetra Séjour de 5 jours feno fahasalamana Ny fomba fiasa fahatokisana: Tsy mila miady saina ianao amin'ny fahatongavana any ampita. Misy ny mpiara-miasa aminay (guide local) handray anao mivantana avy eny amin'ny seranam-piaramanidina ary hiantoka ny fandaminana rehetra mandritra ny 5 andro! Réservation & Informations sur message privé de la page Places limitées – Réservez dès maintenant mba hahazoana ny toeranao! #VoyageOrganisé #VacancesAsie #Malaisie #Philippines #AziaVoyageMadagascar #Madagascar Voir moins
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks



