
Mahajanga : Aventure Éblouissante sur les Plages et Découvertes Inoubliables !
VOYAGE ORGANISÉ MAHAJANGA VE ? Mbola hafa ihany ny tolotra izay omeny Tia découverte MDG Tsy ny vazaha ihany no afaka mizahatany fa izay rehetra mandalo sy Mitsidika ny tanànan'i Mahajanga dia mpizahatany avokoa. Rehefa Tonga majunga ary ianao ? Tsy mba maniry ny hanao découverte ve ?? Sa : ( plage maroala, plage grand pavois, petite plage, village touristique, bord ??? ) N.B: -------- Efa ao anatiny programme Tia découverte daholo izany rehetra izany fa Mbola misy fanampiny maro toy ny : Visite la grotte de belobaka Visite Lac sacré et plage D'ANTSANITIA Visite cirque rouge City tour Évasion à katsepy en vedette rapide Visite artisanal Soirée maro ( dansante, karaoké sns ) Mbola misy cours natation gratuit ihany koa Raha te hiaina fizahantany miavaka dia andao hiaraka aminay fa ho afapo sy feno tsiaro ( souvenir ) ny vacance izay nataonao à MAHAJANGA.Contact et plus d'infos : 0388061564 tiadecouvertemdg@gmail.com WhatsApp : 038 80 615 64 #tiadecouvertemadagascar #excursionkatsepy #baiedebombetoka #VoyageMadagascar #DécouverteMadagascar #cirquebleu #pharedekatsepy #katsepy #sortiedetente #lemuriens Voir moins VOYAGE ORGANISÉ MAHAJANGA VE ? Mbola hafa ihany ny tolotra izay omeny Tia découverte MDG Tsy ny vazaha ihany no afaka mizahatany fa izay rehetra mandalo sy Mitsidika ny tanànan'i Mahajanga dia mpizahatany avokoa. Rehefa Tonga majunga ary ianao ? Tsy mba maniry ny hanao découverte ve ?? Sa : ( plage maroala, plage grand pavois, petite plage, village touristique, bord ??? )
Efa ao anatiny programme Tia découverte daholo izany rehetra izany fa Mbola misy fanampiny maro toy ny : Visite la grotte de belobaka Visite Lac sacré et plage D'ANTSANITIA Visite cirque rouge City tour Évasion à katsepy en vedette rapide Visite artisanal Soirée maro ( dansante, karaoké sns ) Mbola misy cours natation gratuit ihany koa Raha te hiaina fizahantany miavaka dia andao hiaraka aminay fa ho afapo sy feno tsiaro ( souvenir ) ny vacance izay nataonao à MAHAJANGA. Contact et plus d'infos : 0388061564 tiadecouvertemdg@gmail.com WhatsApp : 038 80 615 64 #tiadecouvertemadagascar #excursionkatsepy #baiedebombetoka #VoyageMadagascar #DécouverteMadagascar #cirquebleu #pharedekatsepy #katsepy #sortiedetente #lemuriens Voir moins Tia découverte MDG
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks





