
Mahajanga : Soutien aux Étudiants de MAMPIAMI | Aide et Voyage Organisé
MAHAJANGAAnkafaliana tanteraka no nandraisan’ny Fikambanana MAMPIAMI na « Maromanga ne Mpianatry Atsimo Atsinanana Miraindraiky » ao Mahajanga, an’i Andriamatoa MAHAVITARA Sylvestre Solombavambahoaka voafidy tao Vangaindrano, nandritra ny famaliany ny fanasana nataon’izy ireo.Nambaran’i Andriamatoa MAHAVITARA Sylvestre fa efa tafiditra tao amin’ny fandaharam-potoany ny hamangy sy hitsidika ny toerana hipetrahan’ny MAMPIAMY eny amin’ ny Oniversite.Nanolotro vola mitentina 1 tapitrisa Ariary sy Fanitso ho an’izy ireto avy hatrany Andriamatoa Solombavambahoaka nandritran’ity fotoana ity mba hanamboarana ny trano hipetrahan’izy ireo izay efa Simba tanteraka.Tsy vitan’izay fa nanolotra vola 100.000ar ihany koa ho an’ireo Vehivavy Antesaka mivarotra akaiky ny Cité, izay manampy betsaka an’ireto mpianatra.Nampanantena ihany koa ity farany, fa hanome ordinateur sy imprimante izay isan’ny mahavelo taraina azy ireo, ary hanolotra « Voyage Organisé » mba hafahan’izy ireo mandalo an-Tanàna satria betsaka ireo Efa ela no tsy afaka nody noho ny enty manana.#Andala_vao_miresaky #Aleo_mifagnorobo_toy_izay_mifagneniky#Maty_e_mivadiky Voir moins MAHAJANGA Ankafaliana tanteraka no nandraisan’ny Fikambanana MAMPIAMI na « Maromanga ne Mpianatry Atsimo Atsinanana Miraindraiky » ao Mahajanga, an’i Andriamatoa MAHAVITARA Sylvestre Solombavambahoaka voafidy tao Vangaindrano, nandritra ny famaliany ny fanasana nataon’izy ireo. Nambaran’i Andriamatoa MAHAVITARA Sylvestre fa efa tafiditra tao amin’ny fandaharam-potoany ny hamangy sy hitsidika ny toerana hipetrahan’ny MAMPIAMY eny amin’ ny Oniversite. Nanolotro vola mitentina 1 tapitrisa Ariary sy Fanitso ho an’izy ireto avy hatrany Andriamatoa Solombavambahoaka nandritran’ity fotoana ity mba hanamboarana ny trano hipetrahan’izy ireo izay efa Simba tanteraka. Tsy vitan’izay fa nanolotra vola 100.000ar ihany koa ho an’ireo Vehivavy Antesaka mivarotra akaiky ny Cité, izay manampy betsaka an’ireto mpianatra. Nampanantena ihany koa ity farany, fa hanome ordinateur sy imprimante izay isan’ny mahavelo taraina azy ireo, ary hanolotra « Voyage Organisé » mba hafahan’izy ireo mandalo an-Tanàna satria betsaka ireo Efa ela no tsy afaka nody noho ny enty manana. #Andala_vao_miresaky #Aleo_mifagnorobo_toy_izay_mifagneniky #Maty_e_mivadiky Voir moins 2,3 K
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks



