Vohimana : Week-end Authentique en Nature & Culture | Réservez Maintenant!

Vohimana : Week-end Authentique en Nature & Culture | Réservez Maintenant!

Publié le: 2026-05-03
Publié par: Lysan Rabenjamina
+261389173214

Affichez vos souvenirs Lysan Rabenjamina WEEK END AUTHENTIQUE Madagascar V O H I M A N A N A Sanctuaire de la Nature LE 9 au 12 mai 2024 Organisé par DIAMA & ORTF Alaotra Mangoro AU PROGRAMME: Découverte du parc Vohimana Interaction avec les villageois• Visite du Parc VOHIMANANA Andasibe• Animation culinairePAX 300 000ArContact:Tel: 038 91 732 14 Page Fb DiaMada Tourisme Iza no mbola tsy tany #Vohimana ? Toerana tsara kely mahatamana be 'zany. Vohimana dia iray amin'ireo valanjavaboahary 8 hita any Andasibe, Faritra Alaotra Mangoro. Ny mampiavaka azy dia ilay toerana misy azy izay tena mangina sy kanto, noho ny fisian'ireo toerana tsara voaravaky ny ala tena maitso sy rano be mikoriana.Raha hiala sorisory sy rotoroton'ny renivohitra aloha dia any #Vohimana mandeha.Manomana fisindana any ny DiaMada Tourisme miaraka amin'ny Ofisim-paritry ny Fizahantany any an-toerana ny faha 9, 10, 11 sy 12 mey izao. 300 000 ar ny sarany, efa tafiditra ao anatin'izany ny sakafo, ny fitaterana, ny trano, izany hoe ny fivahinianana mandritra ny 4 andro. Miainga avy eto Antananarivo ka hatrany Vohimana, miampy fitsidihana ao Andasibe.Lysan RabenjaminaFeon'ny Demokrasia Voir moins WEEK END AUTHENTIQUE Madagascar V O H I M A N A N A Sanctuaire de la Nature LE 9 au 12 mai 2024 Organisé par DIAMA ORTF Alaotra Mangoro AU PROGRAMME: Découverte du parc Vohimana Interaction avec les villageois • Visite du Parc VOHIMANANA Andasibe • Animation culinaire PAX 300 000Ar Contact: Tel: 038 91 732 14 Page Fb DiaMada Tourisme Iza no mbola tsy tany #Vohimana ? Toerana tsara kely mahatamana be 'zany. Vohimana dia iray amin'ireo valanjavaboahary 8 hita any Andasibe, Faritra Alaotra Mangoro. Ny mampiavaka azy dia ilay toerana misy azy izay tena mangina sy kanto, noho ny fisian'ireo toerana tsara voaravaky ny ala tena maitso sy rano be mikoriana. Raha hiala sorisory sy rotoroton'ny renivohitra aloha dia any #Vohimana mandeha. Manomana fisindana any ny DiaMada Tourisme miaraka amin'ny Ofisim-paritry ny Fizahantany any an-toerana ny faha 9, 10, 11 sy 12 mey izao. 300 000 ar ny sarany, efa tafiditra ao anatin'izany ny sakafo, ny fitaterana, ny trano, izany hoe ny fivahinianana mandritra ny 4 andro. Miainga avy eto Antananarivo ka hatrany Vohimana, miampy fitsidihana ao Andasibe. Feon'ny Demokrasia Voir moins

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks