Madagascar : Unissons nos Forces pour un Avenir Radieux !

Madagascar : Unissons nos Forces pour un Avenir Radieux !

Publié le: 2026-06-20
Publié par: Legah Meme

IZY NANIMBA AN’I MADAGASCAR TOHIZAO SY NAMPIDITRA AN’I RAJOELINA TEO AMIN’NY POUVOIR INDRAY NO MI STYLE. IZY TOKONY ANDOHA INDEMNITÉ SANS FIN DEPUIS PLUS DE 65 ANS IZAY. IREO ÎLES ÉPARSES TSY NISY ANTOTA TARATASY FA TONGA DIA MIDONGY MODY HIE MI GARDER NEFANY MAKA NY HARENA IHANY AO SATRIA TSY MIJORO KA. TENA VENDRANA TANTERAKA RAHA MBOLA MATOKY. MILA ENTITRA ISIKA MALAGASY REHETRA TSY ANKANAVAKA ARY TENA ATAO IZAY HIARENANA FA SIMBA NY FIRENENA SY NY NAHAZO NY VAHOAKA MALAGASY HATRIZAY. TSY NETY NIHARINA MADAGASCAR NEFA HARENA MIOPAPANA. GROUPE AXIAN IO TSY RY ZAREO IHANY VE ??? TENA MAMOTIKA IHANY NO AINIREO, ADALA OZY TSY MIJERY NY TOMBOTSOAMBAHOAKANY. EFA MITENY AMINTSIKA MALAGASY REHETRA TSY ANKANAVAKA AHO, FA ISIKA MALAGASY IHANY NO HERINY FANDROSOANA FA TSY NY MI DÉPENDRE LAVA AMIN’NY HAFA IZANY . APETRAHO AMIN’IZAY NY TENA LALÀNA MALAGASY REHETRA. AOK’IZAY NY FANA BADOINA. RAHA VITANTSIKA NY NIJALY HATRIZAY VITANTSIKA KOA NY MANARINA ANIO TSY MI DÉPENDRE AMIN’NY VAHINY IZANY. ISIKA IHANY KO MI CRÉER ASA. ALEO AZA MIVERINA AMIN’NY FAMOKARANA BE DIA BE DIA ENDAHANA TANTERAKA NY FANAMPIANA LASA TROSA REHETRA MAMOTIKA ANTSIKA. REHEFA TENA MAHAY MIRAY ISIKA MALAGASY REHETRA TSY ANKANAVAKA DIA IREO NO HAMOTIKA NY TANINDRAZANTSIKA. REHEFA TENA MAMOKATRA DIA IZAY VAO MANAO IMPORT EXPORT IZANY. TENA HOE NY TOMBOTSOAM BAHOAKA NO JERENA AKAIKY . Voir moins Pour la France, le prêt contracté par Madagascar dans le cadre du projet de transport par câble relève d'une relation commerciale. Lors de son voyage en France, le colonel Michaël Randrianirina, président de la Refondation a demandé l’effacement de cette dette, une requête à laquelle il a confié ne pas encore avoir eu de réponses il y a quelques semaines. Mais même s’il s’agit d’un prêt annoncé comme commercial, la France, par la voix de son ambassadeur à Madagascar, se dit prête à discuter sur le sujet. Extraits Voir moins

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks