Découvrez Mananjary : Balade Émotionnelle à Ampangalana pour 7000 Ar !

Découvrez Mananjary : Balade Émotionnelle à Ampangalana pour 7000 Ar !

Mananjary
Publié le: 2025-08-21

Entana Mora Mananjary · Suivre 21 août 2025 · Partagé avec Public BALADE MAHITA RAHA TANÀNA AMPANGALANA– MANANJARY Tanàna mahafinaritra ao Mananjary, feno hasambarana sy fihavanana. Misy EPP mampianatra ny ankizy, manome hoavy mamiratra. Madio sy mandroso satria efa mampiasa WC ny mponina ao. Mora laoka ho an’ny rehetra – 7000 Ar monja io laoka amin'ny Sary io Toerana manjona ho an’ny fiainana, fivelomana ary firaisankina. Ampangalana = Tanàna madio, mahafinaritra, ary feno fanantenana!#vacances #jono #moraentanamananjary BALADE MAHITA RAHA TANÀNA AMPANGALANA– MANANJARY Tanàna mahafinaritra ao Mananjary, feno hasambarana sy fihavanana. Misy EPP mampianatra ny ankizy, manome hoavy mamiratra. Madio sy mandroso satria efa mampiasa WC ny mponina ao. Mora laoka ho an’ny rehetra – 7000 Ar monja io laoka amin'ny Sary io Toerana manjona ho an’ny fiainana, fivelomana ary firaisankina. Ampangalana = Tanàna madio, mahafinaritra, ary feno fanantenana! #vacances #jono #moraentanamananjary

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks