
Manambato : Voyage Organisé | Célébration d'Anniversaire Inoubliable!
MANAMBATO VACANCES – VOYAGE ORGANISÉ 24 au 28 Juin 2026 5 Jours & 4 Nuitées Miavaka ity édition ity satria hankalaza ny faha-1 taona niorenan'i Dia Kanto isika! Any Manambato mihitsy no hanaovantsika ny fanapahana gâteau anniversaire, miaraka amin'ireo surprises maro nomaninay ho anareo. TARIF SPÉCIAL Lehibe : 450 000 Ar/personne (Chambre partagée) Ankizy 3–11 taona : 250 000 Ar/personne (Chambre partagée) Ankizy latsaky ny 3 taona : Maimaim-poana (raha tsy mila toerana manokana) Marihina fa ity tarif ity dia manankery HO AN'ANDROANY SY RAHAMPITSO IHANY ho an'ireo manao réservation sy mandoa acompte. Rehefa tapitra io fe-potoana io dia mety hiova ny tarif arakaraka ny toerana sisa misy. Inclus : Transport amin'ny Starex confortable Hébergement en appartement partagé Appartement iray misy toilettes 2 Ramassage sy remisage offerte Ambiance assurée Surprise spéciale anniversaire Dia Kanto Acompte obligatoire no manamarina ny réservation. Rehefa voaray ny acompte dia voatahiry avy hatrany ny toeranao. 10 places seulement no oentinay amin'ity départ ity, ary efa maro ireo liana. Aza tara fa voafetra ny toerana! Raha te hamandrika na mila fanazavana fanampiny dia mandefasa hafatra miafina. Contact : 038 60 468 10 Dia Kanto – Manao ny dia ho fahatsiarovana tsy hay hadinoina. Voir moins MANAMBATO VACANCES – VOYAGE ORGANISÉ 24 au 28 Juin 2026 5 Jours & 4 Nuitées Miavaka ity édition ity satria hankalaza ny faha-1 taona niorenan'i Dia Kanto isika! Any Manambato mihitsy no hanaovantsika ny fanapahana gâteau anniversaire, miaraka amin'ireo surprises maro nomaninay ho anareo. TARIF SPÉCIAL Lehibe : 450 000 Ar/personne (Chambre partagée) Ankizy 3–11 taona : 250 000 Ar/personne (Chambre partagée) Ankizy latsaky ny 3 taona : Maimaim-poana (raha tsy mila toerana manokana) Marihina fa ity tarif ity dia manankery HO AN'ANDROANY SY RAHAMPITSO IHANY ho an'ireo manao réservation sy mandoa acompte. Rehefa tapitra io fe-potoana io dia mety hiova ny tarif arakaraka ny toerana sisa misy. Inclus : Transport amin'ny Starex confortable Hébergement en appartement partagé Appartement iray misy toilettes 2 Ramassage sy remisage offerte Ambiance assurée Surprise spéciale anniversaire Dia Kanto Acompte obligatoire no manamarina ny réservation. Rehefa voaray ny acompte dia voatahiry avy hatrany ny toeranao. 10 places seulement no oentinay amin'ity départ ity, ary efa maro ireo liana. Aza tara fa voafetra ny toerana! Raha te hamandrika na mila fanazavana fanampiny dia mandefasa hafatra miafina. Contact : 038 60 468 10 Dia Kanto – Manao ny dia ho fahatsiarovana tsy hay hadinoina. Voir moins
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks



