
Excursion Ampefy : 4 Sites Incontournables + Nature Éblouissante
29000Ar Monja Site 4 Any Ampefy EXCURSION AMPEFY – ANALAVORY (RN1) Andao hiaina andro iray feno fahafinaretana sy hakanton'ny natiora ! Daty azo isafidianana : Samedi 20 Juin Dimanche 21 Juin Samedi 27Juin Dimanche28 Juin Toerana hotsidihina (4 sites incontournables) : Îlot de la Vierge Chute de la Lily Petite Plage (Lac Itasy) Geysers d'Analavory Saram-pandraisana : 29 000 Ar / olona Vahiny (étrangers) : +10 000 Ar Tafiditra ao anatin'ny sarany : • Fitaterana mandeha sy miverina • Guidage • Tickets d'entrée amin'ireo toerana rehetra Tsy tafiditra : • Sakafo atoandro • Fandaniana manokana Toerana fiaingana : Anosy, eo anoloan'ny Ministère de l'Économie 06h30 maraina (départ précis) Toerana 4 mahafinaritra ao anatin'ny andro iray monja ! Sary tsara, rivotra madio ary fahatsiarovana tsy hay hadinoina no miandry anao. Réservation & Informations : WhatsApp / Appel : 034 33 335 06 Voafetra ny toerana, koa aza miandry farany vao misoratra anarana ! DESTI NATURE VOYAGES – Mandehàna hitsangatsangana, mamoròna fahatsiarovana. Voir moins 29000Ar Monja Site 4 Any Ampefy EXCURSION AMPEFY – ANALAVORY (RN1) Andao hiaina andro iray feno fahafinaretana sy hakanton'ny natiora ! Daty azo isafidianana : Samedi 20 Juin Dimanche 21 Juin Samedi 27Juin Dimanche28 Juin Toerana hotsidihina (4 sites incontournables) : Îlot de la Vierge Chute de la Lily Petite Plage (Lac Itasy) Geysers d'Analavory Saram-pandraisana : 29 000 Ar / olona Vahiny (étrangers) : +10 000 Ar Tafiditra ao anatin'ny sarany : • Fitaterana mandeha sy miverina • Guidage • Tickets d'entrée amin'ireo toerana rehetra Tsy tafiditra : • Sakafo atoandro • Fandaniana manokana Toerana fiaingana : Anosy, eo anoloan'ny Ministère de l'Économie 06h30 maraina (départ précis) Toerana 4 mahafinaritra ao anatin'ny andro iray monja ! Sary tsara, rivotra madio ary fahatsiarovana tsy hay hadinoina no miandry anao. Réservation & Informations : WhatsApp / Appel : 034 33 335 06 Voafetra ny toerana, koa aza miandry farany vao misoratra anarana ! DESTI NATURE VOYAGES – Mandehàna hitsangatsangana, mamoròna fahatsiarovana. Voir moins Desti - Nature
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks



