
Ampefy : Excursion Inoubliable + Cours de Langues et Informatique !
Publié le: 2026-06-12
Publié par: Nambintsu Wilos
+261383781580
- DIVERTISSEMENTS&EXCURSION À Ampefy #Misy_Remise_100.000_ar ho an'ny olona 30 misoratra anarana miloha fa vakio tsara. Modules afaka ianarana: #ANGLAIS_AMERICAIN_PARLÉ #FRANÇAIS_PARLÉ #INFORMATIQUE (Ordinateur iray isaky ny mpianatra. Izahay no miantoka azy) #FORMATION_CALL_CENTER Sady mianatra no manao vacances. Mianatra sisa no anjaranao satria efa misy ny zavatra rehetra. Manao excursion any Ampefy isika amin'io ( Mitsidika ny Ilot de la Vierge, Chute de Lilie, Geyser). Mandray akizy kely, mandray tanora, olon-dehibe. Mitokana ny kely sy lehibe rehefa mianatra. #Tsy_mahazo_miteny_gasy ny mpampianatra rehetra sy ny mpampianatra rehetra. Azavaina amin'ny teny gasy kosa anefa ny lesona rehefa Théorie. Misy THÉORIES feno sy PRATIQUES maro be. Mipetraka 05 semaines aty ianao sady mianatra. Efa misy cantine mahafa-po. Gratuits avokoa ny trano, eau, éléctricité, wifi ary divertissements (Piscine, karaoké, sports etc). Misy agents de sécurité sy gardiens. Mitokana ny lehilahy sy vehivavy. Tsy mitaky diplôme. Tsy mifidy taona fa mitokana ny ankizy sy lehibe rehefa mianatra. Mitokana par niveau. Misy certificat, sortie de promotion. Adresse et contacts: Espace Area Malaza Antananarivo (Akaikin'ny Fenoarivo Alakamisy, RN1) 038 37 815 80 038 06 173 50 Prochaine rentrée: #Lundi_29_Juin_2026 Frais de formation: LANGUES Droit 100.000 ar fa 00 ar ho an'izay olona 30 misoratra anarana mialoha. Ecolage: 400.000 ar INFORMATIQUE/ FORMATION CALL CENTER Ecolage 100.000 ar, tsy misy droit (00 ar) Adresse kilasy mandry: Espace Area Malaza Antananarivo (Akaikin'ny Fenoarivo-Alakamisy, RN1) Pour plus d'info, rendez-vous dans notre page: Voir moins
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks




