
Excursion à Mandraka & Mantasoa : Nature, Aventure & Détente à 28 000 Ar !
MANDRAKA & MANTASOA excursion une journée Prix : seulement 28 000 Ar Misafidy date ianareo Samedi 31 janvier Dimanche 1er février inclus 28 000 Ar : transport aller -retour balade en pirogue droit d entré visite Mandraka droit d entré cascade saha maintsoanala • lac et cascade Mandraka • lemurien karazany 2 fotsiny shooting photos Momban ilay Nosy Soa park Mantasoa misy an ilay nosy izay antsoina hoe : "Nosy Soa park ". ilay misy lemurien maro be afaka lalaovina misy biby maro hafa ihany koa ao afaka raisina sy omena sakafo raha hiditra nosy soa park ianareo dia misy fidirana mitokana izy io adulte 25 000 Ar enfant +5ans - 12 ans 15 000 Ar fa rehefa tonga eny antoerana ianareo vao afaka misafidy na andeha Nosy soa park na tsia fa tsy mahafaty antoka izy io . misy sakafo azo jifaina ihany koa eny an toerana fa mila manao commande mialoha Réservation place : 10 000 Ar par personne Alefa par mobile Money Reste : rehefa amin ilay jour andehanana Depart :6:30 Instat Anosy MANDRAKA & MANTASOA excursion une journée Prix : seulement 28 000 Ar Misafidy date ianareo Samedi 31 janvier Dimanche 1er février inclus 28 000 Ar : transport aller -retour balade en pirogue droit d entré visite Mandraka droit d entré cascade saha maintsoanala • lac et cascade Mandraka • lemurien karazany 2 fotsiny shooting photos Momban ilay Nosy Soa park Mantasoa misy an ilay nosy izay antsoina hoe : "Nosy Soa park ". ilay misy lemurien maro be afaka lalaovina misy biby maro hafa ihany koa ao afaka raisina sy omena sakafo raha hiditra nosy soa park ianareo dia misy fidirana mitokana izy io adulte 25 000 Ar enfant +5ans - 12 ans 15 000 Ar fa rehefa tonga eny antoerana ianareo vao afaka misafidy na andeha Nosy soa park na tsia fa tsy mahafaty antoka izy io . misy sakafo azo jifaina ihany koa eny an toerana fa mila manao commande mialoha Réservation place : 10 000 Ar par personne Alefa par mobile Money Reste : rehefa amin ilay jour andehanana Depart :6:30 Instat Anosy
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks




