
Manambato 2026 : Aventure Inoubliable entre Nature et Détente !
VOYAGE ORGANISE MANAMBATO 2026 25 ka hatramin’ny 28 Jona 2026 Aventure sy découverte miavaka any Manambato Toerana sy hetsika ao anatin'ny programme : Fitsangatsanganana ao amin'ny Lakandrano Pangalanes Fialam-boly sy fitsangatsanganana eny amin'ny farihin'i Rasoamasay Fitsidihana tanànan'ny mpanjono (Villages des Pêcheurs) Fitsidihana ny plage Ambila Lemaitso Aventure mankany Ankanin'ny Nofy sy ny plage manodidina azy Fitsidihana ny Parc Privé Palmarium sy ireo biby isan-karazany ao aminy Déjeuner pique-nique sy filomanosana Fialam-boly eny amoron-dranomasina sy ny Ranomasimbe Indiana Randonnée eny amin'ny Montagne des Amoureux ahitana fomba fijery mahafinaritra an'i Manambato, ny farihin'i Rasoabe, ny Lakandrano Pangalanes, ny ranomasina ary ny filentehan'ny masoandro Karaoke sy animation isan-karazany Feu de camp - Brochette Party ary Arendrina Sarany : 500 000 Ar / olona (chambre collective) 600 000 Ar / olona (chambre 2 personnes) Tafiditra ao anatin'ny sarany : Fitaterana aller-retour Antananarivo – Manambato – Antananarivo (Starex)- dia mbola alaina sy aterina any akaikin'ny tranonao ianao Fitaterana ambony lakana rehetra Toerana fatoriana (hébergement) Sakafo rehetra any an-toerana (maraina, atoandro, hariva) Guide accompagnateur mandritra ny voyage Arendrina sy feu de camp Brochette Party sy animation Rano mineraly 1L isan'andro isaky ny olona T-shirt Miara-dalana Voyages Tapakila sy frais rehetra amin'ireo toerana voasoritra ao amin'ny programme Tsy tafiditra : Fandaniana manokana Sakafo eny an-dalana Azo atao tsikelikely ny fandoavam-bola. Famandrihana sy fanazavana : +261 34 73 546 12 +261 33 85 031 16 +261 34 03 296 29 Voafetra ny toerana! Ataovy dieny izao ny famandrihanao mba tsy ho tara fa efa vitsivitsy sisa ny toerana disponible. Miara-mandeha, miara-mahita, miara-manangona fahatsiarovana tsy hay hadinoina. #MiaraDalanaVoyages #Manambato2026 #VoyageMadagascar #Palmarium #AnkaninyNofy #AmbilaLemaitso #CanalDesPangalanes #MontagneDesAmoureux #FeuDeCamp #Arendrina #Aventure #Découverte #TourismeMadagascar #MiaraDalanaVoyages Voir moins VOYAGE ORGANISE MANAMBATO 2026 25 ka hatramin’ny 28 Jona 2026 Aventure sy découverte miavaka any Manambato Toerana sy hetsika ao anatin'ny programme : Fitsangatsanganana ao amin'ny Lakandrano Pangalanes Fialam-boly sy fitsangatsanganana eny amin'ny farihin'i Rasoamasay Fitsidihana tanànan'ny mpanjono (Villages des Pêcheurs) Fitsidihana ny plage Ambila Lemaitso Aventure mankany Ankanin'ny Nofy sy ny plage manodidina azy Fitsidihana ny Parc Privé Palmarium sy ireo biby isan-karazany ao aminy Déjeuner pique-nique sy filomanosana Fialam-boly eny amoron-dranomasina sy ny Ranomasimbe Indiana Randonnée eny amin'ny Montagne des Amoureux ahitana fomba fijery mahafinaritra an'i Manambato, ny farihin'i Rasoabe, ny Lakandrano Pangalanes, ny ranomasina ary ny filentehan'ny masoandro Karaoke sy animation isan-karazany Feu de camp - Brochette Party ary Arendrina Sarany : 500 000 Ar / olona (chambre collective) 600 000 Ar / olona (chambre 2 personnes) Tafiditra ao anatin'ny sarany : Fitaterana aller-retour Antananarivo – Manambato – Antananarivo (Starex)- dia mbola alaina sy aterina any akaikin'ny tranonao ianao Fitaterana ambony lakana rehetra Toerana fatoriana (hébergement) Sakafo rehetra any an-toerana (maraina, atoandro, hariva) Guide accompagnateur mandritra ny voyage Arendrina sy feu de camp Brochette Party sy animation Rano mineraly 1L isan'andro isaky ny olona T-shirt Miara-dalana Voyages Tapakila sy frais rehetra amin'ireo toerana voasoritra ao amin'ny programme Tsy tafiditra : Fandaniana manokana Sakafo eny an-dalana Azo atao tsikelikely ny fandoavam-bola. Famandrihana sy fanazavana : +261 34 73 546 12 +261 33 85 031 16 +261 34 03 296 29 Voafetra ny toerana! Ataovy dieny izao ny famandrihanao mba tsy ho tara fa efa vitsivitsy sisa ny toerana disponible. Miara-mandeha, miara-mahita, miara-manangona fahatsiarovana tsy hay hadinoina. #MiaraDalanaVoyages #Manambato2026 #VoyageMadagascar #Palmarium #AnkaninyNofy #AmbilaLemaitso #CanalDesPangalanes #MontagneDesAmoureux #FeuDeCamp #Arendrina #Aventure #Découverte #TourismeMadagascar #MiaraDalanaVoyages Voir moins
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks





