
Explorez Madagascar en Une Journée : Parc Gasikara Le Carat Ambatofotsy
Te ahita an'i Madagascar manontolo ao anatin'iray andro ve ianao? Parc Gasikara Le Carat Ambatofotsy no ahitana azy Tarifs: *35.000 ariary isan'olona *3 ans midina tsy mandoa *3-6 ans ampofoina: 22.000 ariary Étranger: +15.000 ariary Transport aller et retour 8h: départ eo Anosy Instat ( manana fotoana hikarakarana sakafo tsara) 15h: retour Visites Le Carat Ambatofotsy ✓ musée ( rova marobe sy ny tantarany) ✓ Kolontsaina sy ny anaran'ny Provinces 6, miampy an'i Nosy Be sy Sainte Marie ✓ animations zumba sy jeux ✓ fiampitana bateau ✓ visites parc zoologique ( tortues, lémuriens...) Ny tsy ao anatiny : rano fisotro, sakafo atoandro, ( Raha hi commande dia 8.000 ariary) Dates:
- Samedi 07 Février
- Dimanche 08 Février
- Samedi 14 Février
- Dimanche 15 Février
- Samedi 21 Février
- Dimanche 22 Février
- Samedi 28 Février
- Dimanche 01er Mars Misoratà anarana dien'izao fa tena instagramable ny toerana, iray andro dia maka sary any Toliara, Nosy Be sns 10.000 ariary ny avance, 25.000 ariary rehefa départ Mp na 0344379768 na 0344518951 Mahavoky Besarety près Bricodis Te ahita an'i Madagascar manontolo ao anatin'iray andro ve ianao? Parc Gasikara Le Carat Ambatofotsy no ahitana azy Tarifs: *35.000 ariary isan'olona *3 ans midina tsy mandoa *3-6 ans ampofoina: 22.000 ariary Étranger: +15.000 ariary Transport aller et retour 8h: départ eo Anosy Instat ( manana fotoana hikarakarana sakafo tsara) 15h: retour Visites Le Carat Ambatofotsy ✓ musée ( rova marobe sy ny tantarany) ✓ Kolontsaina sy ny anaran'ny Provinces 6, miampy an'i Nosy Be sy Sainte Marie ✓ animations zumba sy jeux ✓ fiampitana bateau ✓ visites parc zoologique ( tortues, lémuriens...) Ny tsy ao anatiny : rano fisotro, sakafo atoandro, ( Raha hi commande dia 8.000 ariary) Dates:
- Samedi 07 Février
- Dimanche 08 Février
- Samedi 14 Février
- Dimanche 15 Février
- Samedi 21 Février
- Dimanche 22 Février
- Samedi 28 Février
- Dimanche 01er Mars Misoratà anarana dien'izao fa tena instagramable ny toerana, iray andro dia maka sary any Toliara, Nosy Be sns 10.000 ariary ny avance, 25.000 ariary rehefa départ Mp na 0344379768 na 0344518951 Mahavoky Besarety près Bricodis
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks





