
Massifs Makay : Aventure Nature & Découvertes Inédites à Madagascar
MASSIFS MAKAY Toerana manana maha izy azy tokoa ity toerana ity raha eo amin'ny fizahantany no resahina ,toerana tsy dia be mpahalala izy nefany de tena tsara ,paradisa kely -misy canyon maro isakarazany -biby isakarazany tsy fahita firy -zava maniry ( plante médicinale)- piscine naturelle Maro tsy ho voatanisa ny zavatra ho hitanao any fa sombitsomby ihany ireo Toerana miafina kely io izy ,any antsimo2 ny Commune Malaimbandy any Tsiazorambo any misy azy ioRaha miala aty Tana dia manaraka ny RN7 ,tonga Antsirabe mandray RN34 mihazo any Miandrivazo iny dia tonga ao Malaimbandy Eo indray mianantsimo ,lalana secondaire mandeha moto na kalesa ( sarety) ,tonga eo Tsiazorambo mandeha tongotra kely dia tongaa Mety be amin'olona tia manao aventure kely ireny ( namana ,famille,mpiara mianatra,mpiara miasa) Tsy atahorana fa efa milamina tsara ny sécurité Guide koa mahafampo tsara Tongava mitsidika Voir moins MASSIFS MAKAY Toerana manana maha izy azy tokoa ity toerana ity raha eo amin'ny fizahantany no resahina ,toerana tsy dia be mpahalala izy nefany de tena tsara ,paradisa kely -misy canyon maro isakarazany -biby isakarazany tsy fahita firy -zava maniry ( plante médicinale)
- piscine naturelle Maro tsy ho voatanisa ny zavatra ho hitanao any fa sombitsomby ihany ireo Toerana miafina kely io izy ,any antsimo2 ny Commune Malaimbandy any Tsiazorambo any misy azy io Raha miala aty Tana dia manaraka ny RN7 ,tonga Antsirabe mandray RN34 mihazo any Miandrivazo iny dia tonga ao Malaimbandy Eo indray mianantsimo ,lalana secondaire mandeha moto na kalesa ( sarety) ,tonga eo Tsiazorambo mandeha tongotra kely dia tongaa Mety be amin'olona tia manao aventure kely ireny ( namana ,famille,mpiara mianatra,mpiara miasa) Tsy atahorana fa efa milamina tsara ny sécurité Guide koa mahafampo tsara Tongava mitsidika Voir moins
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks




