Namaza Isalo : À la Découverte des Makis en Liberté | Émerveillement Nature

Namaza Isalo : À la Découverte des Makis en Liberté | Émerveillement Nature

Isalo
Publié le: 2026-06-09

Maki ao Namaza – Isalo Ao anatin’ny hakanton’ny Circuit Namaza, Isalo, dia isan’ny zava-mahagaga ny mahita ireo maki miaina malalaka eny amin’ny tontolo voajanahary. Mampiavaka azy ny rambony misy peratra mainty sy fotsy ary ny fihetsiny mahafinaritra. Namaza, Isalo – Ranohira, Toerana ahitana zavaboary sy tontolo voajanahary miavaka eto Madagasikara. "Ny maki dia harena sarobidy mampiavaka an’i Madagasikara. Andao hiaro sy hitahiry azy ireo ho an’ny taranaka ho avy." #Isalo #Namaza #Maki #Madagasikara #VisitMadagascar #NatureMadagascar #Ranohira #HarenaVoajanahary #EcoTourisme Voir moins Maki ao Namaza – Isalo Ao anatin’ny hakanton’ny Circuit Namaza, Isalo, dia isan’ny zava-mahagaga ny mahita ireo maki miaina malalaka eny amin’ny tontolo voajanahary. Mampiavaka azy ny rambony misy peratra mainty sy fotsy ary ny fihetsiny mahafinaritra. Namaza, Isalo – Ranohira, Toerana ahitana zavaboary sy tontolo voajanahary miavaka eto Madagasikara. "Ny maki dia harena sarobidy mampiavaka an’i Madagasikara. Andao hiaro sy hitahiry azy ireo ho an’ny taranaka ho avy." #Isalo #Namaza #Maki #Madagasikara #VisitMadagascar #NatureMadagascar #Ranohira #HarenaVoajanahary #EcoTourisme Voir moins

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks