Voyage d'Étude à Ranomafana 2025-2026 : Souvenirs Inoubliables et Remerciements

Voyage d'Étude à Ranomafana 2025-2026 : Souvenirs Inoubliables et Remerciements

Publié le: 2026-06-03

VOYAGE D'ÉTUDE LMM 2025-2026 Misaotra an'Andriamanitra fa tontosa soamantsara ny "voyage d'étude" izay natao tany Ranomafana. Eto izahay mpanabe sy ny mpianatra ato @ Lycée Manara-penitra Mananjary (LMM) dia manolotra fisaorana hoan'ireo Ray aman-Drenin'ny mpianatra nahatoky ny sekoly LMM. Isaorana sy ankasitrahina ihany koa ireo izay nanampy na io ara-bola na io ara-pitaovana na ihany koa ara-kevitra.

Inscrivez-vous

Phone

Ces offres peuvent aussi vous intéresser

Découvrez d'autres offres similaires

Voir plus
Call to action Banner

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles

Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks