
Voyage Business en Chine : 15 Jours d'Opportunités Inédites !
VOYAGE BUSINESS EN CHINE – 15 ANDRO Na vao manomboka amin'ny varotra ianao.Na efa mpandraharaha.Na tia hiantsena entana tsara kalitao amin'ny vidiny mirary.Tia hahita fournisseurs azo antoka sy hividy mivantana ? Ity no fotoana mety ho anao!Mandritra ny 15 andro, hiara-hitady ny tsara indrindra ho an'ny raharaham-barotrao isika : Fihaonana mivantana amin'ireo fournisseurs. Fitsidihana tsena sy orinasa (usine) mpamokatra. Négociation amin'ny vidiny tsara indrindra. Fitadiavana vokatra vaovao sy opportunités ara-barotra. Manao visite usine araka ny filàn'ny clients. Fividianana entana mivantana amin'ny kalitao tsara nefa mora. Torohevitra sy fanampiana amin'ny fanafarana entana. Tarif : 11 750 000 ArTafiditra ao anatin'ny Pack Business Chine 15 jours : Billet avion aller-retour Visa Chine Hôtel mandritra ny séjour Transport Aéroport – Hôtel – Aéroport Accompagnement sy Guide Malagasy mandritra ny dia. Bonus : Fanampiana amin'ny fitadiavana sy fifantenana fournisseurs azo antoka. Fanoroana ny dingana amin'ny fanafarana entana. Fanampiana amin'ny fandefasana ny entanao ho tonga eto Madagascar.Hiala voly ihany koa isika, hijery ny hakanton'i Guangzhu ( tour de ville). Raha mbola tsy manana passeport ianao dia afaka manampy anao amin'ny fikarakarana izany izahay.Date: 22 Août au 06 Septembre 2026 Faharetana : 15 andro.Faran'ny fisoratana anarana ny 31 Juillet 2026 Voafetra ny isan'ny olona ao anaty groupe. Rehefa feno ny isa dia raikitra ny fiaingana. Misorata anarana dieny izao fa voafetra ny toerana! Andao hihaona mivantana amin'ireo fournisseurs any Chine, hividy amin'ny vidiny tsara indrindra, ary hahazo fanampiana hatramin'ny fandefasana ny entanao ho tonga eto Madagascar. Adresse : Lot H 36 AA Manandona Ambohijanaka By Pass mankany Iavoloha Contact : 034 76 754 99 Whatsapp : 034 76 754 99 Voir moins VOYAGE BUSINESS EN CHINE – 15 ANDRO Na vao manomboka amin'ny varotra ianao. Na efa mpandraharaha. Na tia hiantsena entana tsara kalitao amin'ny vidiny mirary. Tia hahita fournisseurs azo antoka sy hividy mivantana ? Ity no fotoana mety ho anao! Mandritra ny 15 andro, hiara-hitady ny tsara indrindra ho an'ny raharaham-barotrao isika : Fihaonana mivantana amin'ireo fournisseurs. Fitsidihana tsena sy orinasa (usine) mpamokatra. Négociation amin'ny vidiny tsara indrindra. Fitadiavana vokatra vaovao sy opportunités ara-barotra. Manao visite usine araka ny filàn'ny clients. Fividianana entana mivantana amin'ny kalitao tsara nefa mora. Torohevitra sy fanampiana amin'ny fanafarana entana. Tarif : 11 750 000 Ar Tafiditra ao anatin'ny Pack Business Chine 15 jours : Billet avion aller-retour Visa Chine Hôtel mandritra ny séjour Transport Aéroport – Hôtel – Aéroport Accompagnement sy Guide Malagasy mandritra ny dia. Bonus : Fanampiana amin'ny fitadiavana sy fifantenana fournisseurs azo antoka. Fanoroana ny dingana amin'ny fanafarana entana. Fanampiana amin'ny fandefasana ny entanao ho tonga eto Madagascar. Hiala voly ihany koa isika, hijery ny hakanton'i Guangzhu ( tour de ville). Raha mbola tsy manana passeport ianao dia afaka manampy anao amin'ny fikarakarana izany izahay. Date: 22 Août au 06 Septembre 2026 Faharetana : 15 andro. Faran'ny fisoratana anarana ny 31 Juillet 2026 Voafetra ny isan'ny olona ao anaty groupe. Rehefa feno ny isa dia raikitra ny fiaingana. Misorata anarana dieny izao fa voafetra ny toerana! Andao hihaona mivantana amin'ireo fournisseurs any Chine, hividy amin'ny vidiny tsara indrindra, ary hahazo fanampiana hatramin'ny fandefasana ny entanao ho tonga eto Madagascar. Adresse : Lot H 36 AA Manandona Ambohijanaka By Pass mankany Iavoloha Contact : 034 76 754 99 Whatsapp : 034 76 754 99 Voir moins Fehy Voyage 菲伊 旅行
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks



