
Mananjary : Célébration de la Journée Internationale des Femmes 2026 | Un Élan de Solidarité
REGION VATOVAVY MANANJARY 8 MARS 2026Hazakazaka famoamandry nanomboka tamin’ny 6 ora maraina no nanokafana ny hetsika fankalazana ny Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Vehivavy, 8 Mars 2026, teto Mananjary, eo ambanin’ny teny faneva hoe : « Vehivavy Malagasy, hery iray ho an’ny fanavaozana ny Firenena ».Ireo vehivavy maro avy amin’ny sokajin-taona sy sehatra samihafa no nandray anjara tamin’izany hetsika izany, ho fanehoana firaisankina sy fandraisana andraikitra amin’ny fampiroboroboana ny zon’ny vehivavy sy ny fandraisany anjara mavitrika amin’ny fampandrosoana ny firenena.Araka ny fanazavan-dRtoa Préfect Mananjary, dia hisy hetsika isan’andro manomboka androany eto amin’ny renivohim-paritra Vatovavy, hiarahana amin’ny vehivavy, ary hitohy izany mandra-pahatongan’ny 8 Mars, izay ivon’ny fankalazana.Tanjona amin’ireo hetsika ireo ny fanamafisana ny anjara toerana sy ny andraikitry ny vehivavy eo amin’ny fanavaozana sy ny fampandrosoana ara-tsosialy ary ara-toekarena eto amin’ny firenenaNofaranana taminy Fananganan-tsaina teo amin'ny Biraony Région Vatovy izany fotoana izany 8 Mars 2026#MANANJARY #VATOVAVY Voir moins REGION VATOVAVY MANANJARY 8 MARS 2026 Hazakazaka famoamandry nanomboka tamin’ny 6 ora maraina no nanokafana ny hetsika fankalazana ny Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Vehivavy, 8 Mars 2026, teto Mananjary, eo ambanin’ny teny faneva hoe : « Vehivavy Malagasy, hery iray ho an’ny fanavaozana ny Firenena ». Ireo vehivavy maro avy amin’ny sokajin-taona sy sehatra samihafa no nandray anjara tamin’izany hetsika izany, ho fanehoana firaisankina sy fandraisana andraikitra amin’ny fampiroboroboana ny zon’ny vehivavy sy ny fandraisany anjara mavitrika amin’ny fampandrosoana ny firenena. Araka ny fanazavan-dRtoa Préfect Mananjary, dia hisy hetsika isan’andro manomboka androany eto amin’ny renivohim-paritra Vatovavy, hiarahana amin’ny vehivavy, ary hitohy izany mandra-pahatongan’ny 8 Mars, izay ivon’ny fankalazana. Tanjona amin’ireo hetsika ireo ny fanamafisana ny anjara toerana sy ny andraikitry ny vehivavy eo amin’ny fanavaozana sy ny fampandrosoana ara-tsosialy ary ara-toekarena eto amin’ny firenena Nofaranana taminy Fananganan-tsaina teo amin'ny Biraony Région Vatovy izany fotoana izany 8 Mars 2026 #MANANJARY #VATOVAVY Voir moins
Inscrivez-vous
Inscrivez-vous
Ces offres peuvent aussi vous intéresser
Découvrez d'autres offres similaires

Inscrivez-vous et recevez des offres exceptionnelles
Trouvez votre vacance de rêve en quelques clicks




